Teny iditra |
kivy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Discouraged, dismayed [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Découragé, déconcerté [1.3, 1.8]
|
| Dégoûté [1.3]
|
Ohatra |
1 | Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra.
[2.472]
|
2 | Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany.
[2.324]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|