Teny iditra |
mitakemotra
(takemotra (hemotra))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miverina tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra: Nitakemotra izy raha vao nahita ny lehibeny tao amin' ny efitrano [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To shrink back through fear, to be on the point of crying. See fararemotra
[1.2]
|
| To shrink back in fear or shame [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Reculer par honte, par crainte [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitakemotra |
Ny lasa : |
nitakemotra |
Ny hoavy : |
hitakemotra |
Filaza mandidy : |
mitakemora |
|
|