Teny iditra kivina (kivy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao izay hahakivy, ketrahina: Aza kivinao amin' izany filazana antsanga tsy aman' orana izany ny zanako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be discouraged by someone or something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on décourage [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kivina, kiviko, kivinao, kiviny, kivintsika, kivinay, kivinareo, kivin', kivin-, kivim-, kivi-
Ny lasa : nokivina, nokiviko, nokivinao, nokiviny, nokivintsika, nokivinay, nokivinareo, nokivin', nokivin-, nokivim-, nokivi-
Ny hoavy : hokivina, hokiviko, hokivinao, hokiviny, hokivintsika, hokivinay, hokivinareo, hokivin', hokivin-, hokivim-, hokivi-
Filaza mandidy : kivio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20