Teny iditra | resy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Defeated conquered, overcome [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Battu, conquis [1.8] | |||||||||||||||
Vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | resy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanosy] noana [1.78] | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/29 |
![]() |