Teny iditra | ambaka noho | ||
Singan-teny | ambaka ; noho | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Latsa-danja, ambany, tsy mahaleo, tsy tsara, tsy mahay: Ianao ve diaho ambaka noho ny zandrinao? [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | ambaka noho, mahabonoka, mahakobona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |