|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  noho
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Azon' ny: Reraka izy noho ny ratra nahazo azy
4 Teny entina mampitaha zavatra roa ka ilay eo aorianany milaza ny zavatra fototry ny fampitahana: Ilaina noho ny volamena ny vy ~ Mamy ny akondro noho ny voasary
5 Enti-milaza antony anaovan-javatra, satria: Noho ianao m' ividy boky betsaka, dia ahenako ny vidin' ny tsirairay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 rather, than; on account of; because. It is also used in the comparison of adjectives, as a sign of the comparative degree, and is sometimes preceded by kokoa. [1.2]
7 on account of, because of; more than, rather than [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 à cause de; plus que; plutôt que [1.8]
9 comme; noho est suivi immediatement du sujet du verbe: Noho ianao nandiso fotoana, dia tsy hahazo valisoa ianao (Comme vous n'êtes pas venu à l'heure exacte, vous n'aurez pas de récompense) [1.12]
Ohatra  10  Maty noho ny sitrapoko mantsy Ilay, hoy indray ny teniny, sady vonto sy ontsa indray izy [2.324]
11  Very noho ny tahotra ny antsipika nony lany ireo vato natoraka [2.470]
12  noho ny hangezan'ny nosy onenany va re no tsy ahatsapan'ny Malagasy firy fa Antanosy izy [2.471]
Mpanahaka  13  satria
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 12 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15  no ho
Sokajin-teny  16  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  17 implies motion towards [1.2#452]
Fanazavàna teny frantsay  18 marque un point de départ, et signifie; depuis... jusqu’à... : Hatramin’ ny folo no ho miakatra (Depuis dix en montant) ~ Hatramin’ ny folo no ho midina (Depuis dix en descendant) ~ Hatrany no ho mankaty (Depuis là-bas jusqu’ici) [1.3#454]
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 6 amin' io teny io

Fivaditsoratra  20 hono, no ho, noho

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13