Entrée mandresy (resy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihoatra, mahafaty: Nandresy ny fahavalo ny miaramila [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to defeat, to conquer [Hallanger 1973]
Traduction française vaincre, conquérir [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandresy
nandresy
handresy
mandrese
Mots composés, titres, noms 
Exemples Na iza na iza mandresy, na iza na iza resy, tsy ahoany izany. [Andraina: Mitaraina, page 188]

Entrée mandresy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sihanaka] aviavy [Rakotosaona 1975]
Traduction française appellation botanique: Ficus grevei [Rakotovao: Bois]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ficus grevei
Synonymes ampaly ~ fihany

Mis à jour le 2020/07/31