Teny iditra | mandresy lahatra | |
Singan-teny | mandresy ; lahatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga ny ankilany ho resy lahatra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To persuade, to overcome in argument [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Battre dans une discussion; persuader [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |