Teny iditra | tapaka elatra | |
Singan-teny | tapaka ; elatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy afaka mandeha, tsy afaka manao na inona na inona intsony fa tsy manam-pitaovana [1.1] | |
Fivaditsoratra | atalapetraka, tapaka elatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14 |