Teny iditra mai-molotra
Singan-teny maina ; molotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana [1.1]
Ohatra Nony efa tsy nahafanta-tra, dia nisafo loha, sady maimolotra foana teo no niteny tsilemilemy hoe : "Tsy fantatro velively, tompoko!" [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29