Teny iditra mivarilavo (varilavo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To fall down in dejection and sorrow; literally: rice falling down [1.2]
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: kivy ~ midina
Ohatra Aza mandoto ny zanakavavinao amin'ny fampijangajanganana azy, fandrao mivarilavo amin'ny fijangajangana ny tany, ka feno heloka. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20