Teny iditra asorotany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana.
Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany. [1.10]
  [3.1]
 Anaran' ny volana fahefatra amin' ny filaharan' ny volana malagasy merina, aorian' ny Adizaoza ary alohan' ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin' ny zoron-trano atsimo atsinanana
Fanandroana: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, omena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra antitra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of the fourth month of the Malagasy year. [Ar. As-saratanu - Cancer.] [1.2]
Ohatra koa dia nody Antananarivo tamy ny andro Alakamisy 14 Asorotany 1864. [2.59]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro
Ohabolana 

Teny iditra asorotany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zana-pehintany avaratry ny fehibe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Tropique du Cancer [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  adijady ~ zana-pehintany
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/24