|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kambana
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Zaza roa, na mihoatra, indray aterak' olona anankiray: Nanao kambantelo Rasoa
9  Indray naterak' olona iray: Kambana izy roa ireny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  a twin, twins [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  Jumeaux, semblables
12  Assemblage, union de plusieurs [1.3]
13  jumeau [1.8, 1.13]
14  connexion [1.13]
Ohatra  15  Satria teraka kambana va izy? [2.270#]
16  Faty kambana re ity, ray olona e! [2.499#]
17  Mpirahavavy kambana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [2.817#]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)22  kambana
Sokajin-teny  23  anarana
Voambolana  24  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny frantsay  25  gui, mousse. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  26  hambina, kambina

Fivaditsoratra  27  ankamba, kambana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11