Entrée |
maka
(aka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra ¶ Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo ¶ Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay ¶ Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a! [1.1]
|
Explications en anglais | to fetch, to bring, to take [1.2]
|
| to take, to fetch [1.7]
|
Explications en français | prendre, chercher [1.8]
|
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Exemples |
1 | tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty;
[2.69]
|
2 | Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa.
[2.470]
|
|
Proverbes |
|
Entrée |
makà
(aka)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif maka
|
Exemples | Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra
[1.1]
|
|
Entrée |
maka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
volana fahafito amin'ny taona [1.78]
|
| [Taisaka]
volana fahaenina amin'ny taona (Jona) [1.78]
|
| [Bara]
volana fahaefatra amin'ny taona [1.78]
|
| [Bezanozano]
anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [1.78]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
Maka
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en anglais | Maka [2.996]
|
| Maacah [2.996]
|
Explications en français | Maaka [2.996]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Exemples | Makatita no natao anaran' ny mponina tao Maka
[1.38]
|
Citations bibliques |
Articles |
|