Teny iditra fosa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin' ny alika ary mitovy endrika amin' ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin' ny alina andripahany ny akoho amam-borona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy "A small and graceful cat-like animal peculiar to Madagascar (both the genus and the family of which it is the sole member are confined to the island), formerly classed among the Viverridae, but now considered to form a distinct family between the cats and civets." It is a plantigrade animal and extremely ferocious. Cryptoprocta ferox, Benn. Probably the same as pintsala. Also the name of a species of civet, of a peculiar genus, D'Aubenton's fossane. Fossa d'Aubentonii, Gray. [1.2]
 A Malagasy carnivore something like a large mink [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Cryptoprocta ferox, petit carnassier [1.82]
 Genette fossane [1.54]
 Carnivore malagasy, espèce de genette [1.8]
 Fosa (Cryptoprocta ferox) [4.22]
Anarana siantifika Cryptoprocta ferox
Ohatra Vory teo daholo hono ireo biby rehetra ireo tamin' io : ny fosa, ny akanga, ny papango. [1.508]
Voambolana 
Ohabolana 
Sary 

Teny iditra fosa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filazana kileman' olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran' ny hafa mba hanaratsiana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Backbiting, calumniating, scandalizing. Comp. endrikendrika, manaratsy. [1.2]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra fôsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka, Tanosy] Volana fahadimy amin'ny taona [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] [ fosa ] Mois de mai [1.82]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24