Teny iditra | asaramañitry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanosy] Volana faha-12 amin'ny taona [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Mois de décembre, récolte du riz, saison de la récolte (novembre à janvier) [1.82] | |
Voambolana | Fotoana | |
Tovy hevitra | asara | |
Fivaditsoratra | asaramañitry, tsara miarina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |