Teny iditra mianjera (zera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra
Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera
Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To fall down by itself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tomber de soi-même, s'écrouler [1.8]
Ohatra Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mianjera
Ny lasa : nianjera
Ny hoavy : hianjera
Filaza mandidy : mianje
Kamban-teny 
Mpanahaka  lavo ~ potraka ~ tafintohina ~ latsaka ~ lavo an-kavia ~ midaboka ~ mironjina ~ mivena ~ mibolaly ~ mibolasitra ~ mibolila ~ mibolisatra ~ misolafaka ~ misolifaka ~ misolifatra ~ miongana ~ mitsirara ~ mitsingoana ~ miantonta ~ mitrosina ~ mitrotrongy ~ mitsinkasina ~ mandry ilika ~ mitsingidina ~ mitsingadina ~ mitotongana ~ mitsingatotra ~ mitsimbadika ~ mikodia ~ mikodingy ~ mikodingidingy ~ mivalangitrika ~ midaboboka ~ midalaboboka ~ mitalaboboka ~ midaraboka ~ midarafoka ~ mivadika ~ mihohoka ~ miantatafoka ~ mitatavoka ~ mivadika ~ mitatafoka ~ miankarapoka ~ miampatra ~ mikoa ~ mikoan' ny nahiny ~ mikoro ~ mietsaka ~ mihotsaka ~ miletsy ~ mihintsana ~ mivarina ~ mirodana ~ miraraka ompana
Ohabolana 

Teny iditra mianje (zera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianjera [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20