Teny iditra mitsingadina (tsingadina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty
Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin' ny vovoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery
Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin' ny nivarotako ny tanimbariko [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsingadina
Ny lasa : nitsingadina
Ny hoavy : hitsingadina
Filaza mandidy : mitsingadìna

Teny iditra mitsingadìna (tsingadina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingadina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20