Teny iditra |
miongana
(ongana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To fall down, to sink, to be reduced. [1.2]
|
Ohatra | raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany
[2.131]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miongana |
Ny lasa : |
niongana |
Ny hoavy : |
hiongana |
Filaza mandidy : |
miongàna |
|
|
Teny iditra |
miongàna
(ongana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miongana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|