Teny iditra mitsinkasina (tsinkasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mianjera mitsimbadimbadika, mikodiadia: Nahahitsaka hoditr' akondro izy ka nitsinkasina tao an-tohatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as mihasina
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitsinkasina
Ny lasa : nitsinkasina
Ny hoavy : hitsinkasina
Filaza mandidy : mitsinkasìna
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05