|
|
|
|

Teny iditra 1  mikoa
Fototeny  2 koa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany
5 Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to cave in, to fall off in pieces [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 S’ébouler, tomber par plaques, par pièces: Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~ Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques) [1.3#343]
8 s'ébouler, s'écrouler; tomber par pans ou par plaques [1.8]
Ohatra  9  Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa. [2.499#]
10  Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; [1.437#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Mpanahaka  14  mihetsaka, 15  miletsy
Fikambanana  16 mikoan' ny nahiny
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 kamiô, 19 kamoy, 20 makio, 21 miako, mikoa, 22 moaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07