Fizahan-teny

Ohabolana : amalom-boasira

Ohabolana 1Raha tonga ny amalom-boasira, tsy manankavana afa-tsy ny maty aho, fa raha tonga ny asa vadi-drano, havako daholo Imamo sy Imerina. [1.1 #57]
Raha tonga ny amalom-boasira, tsy manan-kavana afa-tsy ny maty ; ary raha tonga ny asa vadi-drano, havako daholo Imamo sy Imerina [2.415 #2323, 1.3]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona tia tena fatratra izay tsy mahalala na iza na iza rehefa ao anatin' ny fiadanana, nefa kosa midodododo manatona ny hafa rehefa misy mahaporitra. [1.1 #57]
Dikanteny frantsayQuand on a une anguille salée on prétend n' avoir de parents que chez les morts ; mais quand on a un travail de rizière pénible ou une affaire difficile, on se dit parent de tout le pays d' Imamo et d' Imerina. [2.415 #2323]
Fanazavana frantsayDans la prospérité on ne veut partager avec personne et dans le malheur on frappe à toutes les portes. [2.415 #2323]
Dans le bonheur on ne partage avec personne, dans le malheur on frappe à toutes les portes [1.3]

Fizahan-teny