Entrée |
tia
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo ¶ Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza ¶ Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy ¶ Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to love, to like [Richardson 1885 page 6441.7]
|
Explications en français | aimer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [Abinal 1888]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
mirona ~
miraiki-pitia ~
miraiki-po ~
mandala ~
mankamamy ~
mankafy ~
mankasitraka |
Citations |
|