Teny iditra |
mandala
(lala)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mikarakara, mitandrina tsy ho simba: Olona mandala fihavanana ny Malagasy
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To have in regard, to look upon with affection, to be attentive to one's needs [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | épargner, soigner [1.3]
|
Fanazavàna teny anglisy | To look on with affection; to be attentive to; to consider precious [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Chérir, tenir pour précieux; donner des soins attentifs à [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandala |
Ny lasa : |
nandala |
Ny hoavy : |
handala |
Filaza mandidy : |
mandalà |
|
|
Teny iditra |
mandala
(lala)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Taisaka, Tanosy]
Misaona [1.78]
|
| [Tanala]
Misaona (ny havana maty) [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | In the provinces it means to mourn [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire le deuil [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandala |
Ny lasa : |
nandala |
Ny hoavy : |
handala |
Filaza mandidy : |
mandalà |
|
|
Teny iditra |
mandalà
(lala)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandala
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|