<-
->

1Tt / 1Tan 9:1 So all Israel were reckoned by genealogies; and, behold, they were written in the book of the kings of Israel and Judah, who were carried away to Babylon for their transgression. Dia nisaina araka ny firazanany avy ny Isiraely rehetra; ary, indro, efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Isiraely izany. Ary ny Joda dia nentina ho babo tany Babylona noho ny fahotany. Voasoratra amin' ny tetiaram-pirazanana avokoa izany Israely rehetra, ka indreto izy voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' Israely; ary nentin-ko babo tany Babylona Jodà, noho ny fahotany. Tous les Israélites furent répartis par groupes et se trouvaient inscrits sur le livre des rois d' Israël et de Juda quand ils furent déportés à Babylone à cause de leurs prévarications.
1Tt / 1Tan 9:2 Now the first inhabitants that dwelt in their possessions in their cities were, the Israelites, the priests, Levites, and the Nethinims. Ary ny mponina taloha tamin' ny taniny sy ny tanànany avy dia ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny Netinima. Ny mponina voalohany, nonina tamin' ny taniny, tamin' ny tanànany, dia ny Israelita, ny mpisorona, ny levita, ary ny Natineana. Les premiers à habiter dans leurs villes et leur patrimoine furent les Israélites, les prêtres, les lévites et les " donnés ";
1Tt / 1Tan 9:3 And in Jerusalem dwelt of the children of Judah, and of the children of Benjamin, and of the children of Ephraim, and Manasseh; Ary tany Jerosalema no nonenan' ny sasany amin' ny taranak' i Joda sy Benjamina sy Efraima sy Manase: Nisy nonina tao Jerosalema ny taranak' i Jodà, ny taranak' i Benjamina, ny taranak' i Efraima, sy Manase, à Jérusalem habitèrent des Judéens, des Benjaminites, des Éphraïmites et des Manassites.
1Tt / 1Tan 9:4 Uthai the son of Ammihud, the son of Omri, the son of Imri, the son of Bani, of the children of Pharez the son of Judah. dia Otahy, zanak' i Amihoda, zanak' i Omry, zanak' Imry, zanak' i Bany, avy amin' ny taranak' i Fareza, zanak' i Joda. ny taranak' i Faresa, zanak' i Jodà: Oteì zanak' i Ammioda, zanak' i Amrì, zanak' i Omraì, zanak' i Bonnì. Utaï, fils d' Ammihud, fils de Omri, fils d' Imri, fils de Bani, l' un des fils de Péreç fils de Juda.
1Tt / 1Tan 9:5 And of the Shilonites; Asaiah the firstborn, and his sons. Ary tamin' ny Silonita dia Asay, lahimatoa, sy ny zanany. Ny tamin' ny Silonita: Asaia, lahitao sy ny zanany lahy. Des Shélanites, Asaya, l' aîné, et ses fils.
1Tt / 1Tan 9:6 And of the sons of Zerah; Jeuel, and their brethren, six hundred and ninety. Ary tamin' ny taranak' i Zera dia Jeoela sy ny rahalahiny, dia sivi-folo amby enin-jato. Ny tamin' ny taranak' i Zarà: Jehoela sy ny rahalahiny; sivy folo amby enin-jato izy. Des fils de Zérah, Yéuel. Plus leurs frères : six cent quatre-vingt-dix hommes.
1Tt / 1Tan 9:7 And of the sons of Benjamin; Sallu the son of Meshullam, the son of Hodaviah, the son of Hasenuah, Ary tamin' ny taranak' i Benjamina dia Salo, zanak' i Mesolama, zanak' i Hodavia, zanak' i Hasenoa, Ny tamin' ny taranak' i Benjamina: Salao, zanak' i Mosolama, zanak' i Odoià, zanak' i Asàna; Parmi les fils de Benjamin : Sallu fils de Meshullam, fils de Hodavya, fils de Hassenua;
1Tt / 1Tan 9:8 And Ibneiah the son of Jeroham, and Elah the son of Uzzi, the son of Michri, and Meshullam the son of Shephathiah, the son of Reuel, the son of Ibnijah; sy Jibnia, zanak' i Jerohama, sy Elaha, zanak' i Ozy, zanak' i Mikry, sy Mesolama, zanak' i Sefatia, zanak' i Regoela, zanak' i Jibnia; Jobanià, zanak' i Jerohama; Elà, zanak' i Ozi, zanak' i Mokori; Mosolama, zanak' i Safatià, zanak' i Rahoela, zanak' i Jebanià, Yibneya fils de Yeroham; Éla fils de Uzzi, fils de Mikri; Meshullam fils de Shephatya, fils de Réuel, fils de Yibniyya.
1Tt / 1Tan 9:9 And their brethren, according to their generations, nine hundred and fifty and six. All these men were chief of the fathers in the house of their fathers. ary ny isan' ny rahalahiny araka ny firazanany dia enina amby dimam-polo sy sivin-jato. Ireo lehilahy rehetra ireo dia samy lohan' ny fianakaviany avy. ary ny rahalahin' izy ireo, araka ny taranany: dia enina amby dimampolo sy sivin-jato. Samy loham-pianakaviana, araka ny fokom-pianakaviany avy, ireo lehilahy rehetra ireo. Ils avaient neuf cent cinquante-six frères groupés selon leur parenté. Tous ces hommes étaient chefs, chacun de leur famille.
1Tt / 1Tan 9:10 And of the priests; Jedaiah, and Jehoiarib, and Jachin, Ary tamin' ny mpisorona dia Jedaia sy Joiariba sy Jatina Ny tamin' ny mpisorona: Jedaià, Joiariba, Jakima, Parmi les prêtres : Yedaya, Yehoya-rib, Yakîn,
1Tt / 1Tan 9:11 And Azariah the son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, the ruler of the house of God; sy Azaria, zanak' i Hilkia, zanak' i Mesolama, zanak' i Zadoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Ahitoba, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra, Azariasa, zanak' i Helkiasa, zanak' i Mosalama, zanak' i Sadaoka, zanak' i Maraiota, zanak' i Akitoba, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra; Azarya fils de Hilqiyya, fils de Meshullam, fils de Sadoq, fils de Merayot, fils d' Ahitub, chef du Temple de Dieu.
1Tt / 1Tan 9:12 And Adaiah the son of Jeroham, the son of Pashur, the son of Malchijah, and Maasiai the son of Adiel, the son of Jahzerah, the son of Meshullam, the son of Meshillemith, the son of Immer; ary Adaia, zanak' i Jerohama, zanak' i Pasora, zanak' i Malkia, ary Masay, zanak' i Adiela, zanak' i Jazera, zanak' i Mesolama, zanak' i Mesilemita, zanak' Imera. Adaiasa, zanak' i Jerohama, zanak' i Fasora, zanak' i Melkiasa; Maasaì zanak' i Adiela, zanak' i Jezrà, zanak' i Mosolama, zanak' i Mosolamita, zanak' i Emmera; Adaya, fils de Yeroham, fils de Pashehur, fils de Malkiyya, Maasaï fils de Adiel, fils de Yahzéra, fils de Meshullam, fils de Meshillémit, fils d' Immer.
1Tt / 1Tan 9:13 And their brethren, heads of the house of their fathers, a thousand and seven hundred and threescore; very able men for the work of the service of the house of God. Ary ny rahalahin' ireo, izay samy lohan' ny fianakaviany avy, dia enim-polo amby fiton-jato amby arivo; lehilahy mahery amin' ny fanaovana ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra ireo. ary ny rahalahin' izy ireo, izay lohan' ny fokom-pianakaviany avy, dia nisy lehilahy mahery enimpolo sy fiton-jato sy arivo mba hanatanteraka ny fanompoana ao amin' ny tranon' Andriamanitra. Ils avaient des frères, chefs de famille, mille sept cent soixante vaillants preux qui étaient affectés au service du Temple de Dieu.
1Tt / 1Tan 9:14 And of the Levites; Shemaiah the son of Hasshub, the son of Azrikam, the son of Hashabiah, of the sons of Merari; Ary tamin' ny Levita dia Semaia, zanak' i Hasoba, zanak' i Azrikama, zanak' i Hasabia, tamin' ny taranak' i Merary, Ny tamin' ny Levita: Semeià zanak' i Hasoba, zanak' i Ezrikama, zanak' i Hasebià, tamin' ny taranak' i Merarì; Parmi les lévites : Shemaya, fils de Hashshub, fils d' Azriqam, fils de Hashabya des fils de Merari,
1Tt / 1Tan 9:15 And Bakbakkar, Heresh, and Galal, and Mattaniah the son of Micah, the son of Zichri, the son of Asaph; ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zikry, zanak' i Asafa, Bakbakara, Heresa, Galala, Matanià, zanak' i Mikà, zanak' i Zekri, zanak' i Asafa; Baqbaqar, Héresh, Galal. Mattanya, fils de Mika, fils de Zikri, fils d' Asaph,
1Tt / 1Tan 9:16 And Obadiah the son of Shemaiah, the son of Galal, the son of Jeduthun, and Berechiah the son of Asa, the son of Elkanah, that dwelt in the villages of the Netophathites. ary Obadia, zanak' i Semaia, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona, ary Berekia, zanak' i Asa, zanak' i Elkana, izay nonina tamin' ny vohitry ny Netotatita. Obdià, zanak' i Semeià, zanak' i Galala, zanak' Iditona; Barakià, zanak' i Asà, zanak' i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan' ny Netofatiana. Obadya, fils de Shemaya, fils de Galal, fils de Yedutûn, Bérékya, fils d' Asa, fils d' Elqana, qui demeurait dans les villages des Netophatites.
1Tt / 1Tan 9:17 And the porters were, Shallum, and Akkub, and Talmon, and Ahiman, and their brethren: Shallum was the chief; Ary ny mpiandry varavarana dia Saloma sy Akoba sy Talmona sy Ahimana ary ny rahalahiny; fa Saloma no lohany; Ary ny mpiandry varavarana: Seloma, Akoba, Telmona, Ahimàna, mbamin' ny rahalahin' ireo; Seloma no lehibe, Les portiers : Shallum, Aqqub, Talmôn, Ahimân et leurs frères. Shallum, le chef,
1Tt / 1Tan 9:18 Who hitherto waited in the king' s gate eastward: they were porters in the companies of the children of Levi. ambaraka ankehitriny dia ao amin' ny vavahadin' ny mpanjaka atsinanana izy; ireo no mpiandry varavarana tamin' ny tobin' ny taranak' i Levy. ary mbola ao am-bavahadin' ny mpanjaka, eo atsinanana izy mandrak' androany. Ireo no mpiandry varavarana tamin' ny tobin' ny taranak' i Levì. se tient encore maintenant à la porte royale, à l' orient. C'étaient eux les portiers des camps des Lévites :
1Tt / 1Tan 9:19 And Shallum the son of Kore, the son of Ebiasaph, the son of Korah, and his brethren, of the house of his father, the Korahites, were over the work of the service, keepers of the gates of the tabernacle: and their fathers, being over the host of the Lord, were keepers of the entry. Ary Saloma, zanak' i Kore, zanak' i Abiasafa, zanak' i Kora, sy ny Koraita rahalahiny araka ny fianakaviany avy no mpanao ny fanompoana amin' ny fiandrasana ny varavaran' ny lay; ary ny razany koa dia mpiambina ny vavahady tao amin' ny tobin' i Jehovah. Seloma zanak' i Kore, zanak' i Abiasafa, zanak' i Kore, mbamin' ny Koreita rahalahiny amin' ny fianakavian-drainy, no nanao ny raharahan' ny mpiandry ny varavaran' ny tabernakla; ny razan' izy ireo no efa niandry ny vavahadin' ny tobin' ny Tompo. Shallum, fils de Qoré, fils d'Ébyasaph, fils de Coré, et ses frères les Coréites, de la même famille, vaquaient au service liturgique; ils gardaient les seuils de la Tente, et leurs pères, responsables du camp de Yahvé, en avaient gardé l' accès.
1Tt / 1Tan 9:20 And Phinehas the son of Eleazar was the ruler over them in time past, and the Lord was with him. Ary Finehasa, zanak' i Eleazara, no mpanapaka ireo taloha, ary Jehovah nomba azy. Finea zanak' i Eleazara, no mpanapaka azy ireo taloha, ary nomban' ny Tompo izy. Pinhas, fils d'Éléazar, en avait été autrefois le chef responsable que Yahvé soit avec lui! .
1Tt / 1Tan 9:21 And Zechariah the son of Meshelemiah was porter of the door of the tabernacle of the congregation. Ary Zakaria, zanak' i Meselemia, no mpiandry ny varavaran' ny trano-lay fihaonana. Zakaria, zanak' i Mosolamia, no mpiandry ny varavaran' ny trano lay fihaonana. Zacharie, fils de Meshélémya, était portier à l' entrée de la Tente du Rendez-vous.
1Tt / 1Tan 9:22 All these which were chosen to be porters in the gates were two hundred and twelve. These were reckoned by their genealogy in their villages, whom David and Samuel the seer did ordain in their set office. Ary ny isan' ireo voafidy ho mpiandry varavarana ireo dia roa ambin' ny folo amby roan-jato. Ireo dia voasoratra araka ny firazanany tany amin' ny vohiny avy; ary notendren' i Davida sy Samoela mpahita izy noho ny fahamarinany. Roa ambin' ny folo sy roan-jato no isan' ireo olom-boafidy ho mpiandry varavarana ireo. Voasoratra amin' ny vohiny avy izy, ary Davida sy Samoela mpahita no nanendry azy hanao io raharaha io. Les portiers des seuils appartenaient tous à l'élite; il y en avait deux cent douze. Ils étaient groupés dans leurs villages. Ce sont eux qu'établirent David et Samuel le voyant, à cause de leur fidélité.
1Tt / 1Tan 9:23 So they and their children had the oversight of the gates of the house of the Lord, namely, the house of the tabernacle, by wards. Ka dia ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin' ny tranon' i Jehovah, dia ny trano-lay. Izy ireo sy ny taranany no tao amin' ny varavaran' ny tranon' ny Tompo, ny tranon' ny tabernakla, mba hiandry azy. Ils avaient avec leurs fils la responsabilité des portes du Temple de Yahvé, de la maison de la Tente.
1Tt / 1Tan 9:24 In four quarters were the porters, toward the east, west, north, and south. Teo amin' ny lafiny efatra no nitoeran' ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana sy avaratra ary atsimo. Nitoetra teo amin' ny lafiny efatra ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana, ary avaratra sy atsimo. Aux quatre points cardinaux se tenaient des portiers, à l' est, à l' ouest, au nord et au sud.
1Tt / 1Tan 9:25 And their brethren, which were in their villages, were to come after seven days from time to time with them. Ary ny rahalahiny izay nonina teo amin' ny vohiny dia nasaina ho avy isan-kafitoana ho eo aminy. Ny rahalahin' izy ireo, izay nonina tany amin' ny vohiny, dia tsy maintsy mankeo aminy indraindray, ka maharitra herinandro eo. Leurs frères, qui habitaient leurs villages, venaient se joindre à eux de temps en temps pour une semaine;
1Tt / 1Tan 9:26 For these Levites, the four chief porters, were in their set office, and were over the chambers and treasuries of the house of God. Fa nanao tamin' ny fahamarinany ireo Levita efa-dahy, lohan' ny mpiandry varavarana, ireo, ary tonian' ny efi-trano fitehirizana sy ny rakitry ny tranon' Andriamanitra koa izy ireo. Fa izy efa-dahy lohan' ny mpiandry varavarana, izay Levita, dia teo amin' ny raharahany hatrany, sady mbola nitandrina ny efi-trano sy ny rakitra tao an-tranon' Andriamanitra. car les quatre chefs des portiers, eux, y demeuraient en permanence. C'étaient les lévites qui étaient responsables des chambres et des réserves de la maison de Dieu.
1Tt / 1Tan 9:27 And they lodged round about the house of God, because the charge was upon them, and the opening thereof every morning pertained to them. Ary manodidina ny tranon' Andriamanitra no nandriany; fa izy ireo no mpiambina azy sady adidiny ny famohana ny trano isa-maraina. Nitoetra teo amin' ny manodidina ny tranon' Andriamanitra izay nambenany izy, ka tsy maintsy tandremany ny hamohana azy isa-maraina. Ils passaient la nuit aux alentours de la maison de Dieu car ils en avaient la garde et devaient l' ouvrir chaque matin.
1Tt / 1Tan 9:28 And certain of them had the charge of the ministering vessels, that they should bring them in and out by tale. Ary ny sasany aminy nitandrina ny fanaka momba ny fanompoana; fa an-isany no nitondrany azy miditra sy mivoaka. Ny Levita sasany kosa, nitandrina ny fanaka momba ny fanompoana, ka navoakany sy nampidiriny ireny no sady nisainy koa. Certains d' entre eux avaient la charge des objets du culte; ils les comptaient quand ils les rentraient et les sortaient.
1Tt / 1Tan 9:29 Some of them also were appointed to oversee the vessels, and all the instruments of the sanctuary, and the fine flour, and the wine, and the oil, and the frankincense, and the spices. Ary ny sasany aminy koa notendrena hitandrina ny fanaka, dia ny fanaka masina rehetra, sy ny koba tsara toto sy ny divay sy ny diloilo sy ny ditin-kazo manitra ary ny zava-manitra. Ny sasany aminy, nitandrina ny fanaka, dia ny fanaka rehetra teo amin' ny fitoerana masina, mbamin' ny lafarina tsara indrindra, ny divay, ny diloilo, ny emboka, ary ny zava-manitra. Certains autres étaient responsables du mobilier, de tout le mobilier sacré, de la fleur de farine, du vin, de l' huile, de l' encens et des parfums,
1Tt / 1Tan 9:30 And some of the sons of the priests made the ointment of the spices. Ary ny sasany tamin' ny zanaky ny mpisorona nangaroharo ny zava-manitra fanosorana. Nisy zanaky ny mpisorona nangaroharo ny zava-manitra tsara fofona. tandis que ceux qui préparaient le mélange aromatique destiné aux parfums étaient des prêtres.
1Tt / 1Tan 9:31 And Mattithiah, one of the Levites, who was the firstborn of Shallum the Korahite, had the set office over the things that were made in the pans. Ary Matatia, anankiray tamin' ny Levita, lahimatoan' i Saloma Koraita, no tonian' ny zavatra izay natao tamin' ny fanendasana. Ny anankiray amin' ny Levita, dia Matatiasa lahimatoan' i Seloma, Koreita, no tonian' ny mofomamy nendasina tamin' ny lapoaly. L' un des lévites, Mattitya - c'était le premier-né de Shallum le Coréite -, fut, à cause de sa fidélité, chargé de la confection des offrandes cuites à la plaque.
1Tt / 1Tan 9:32 And other of their brethren, of the sons of the Kohathites, were over the shewbread, to prepare it every sabbath. Ary ny sasany tamin' ny rahalahiny, tamin' ny taranaky ny Kehatita, no tonian' ny mofo aseho hamboatra azy isan-tSabata. Ary ny rahalahiny sasany, amin' ny taranak' i Kaata, no niadidy ny fanamboarana ho amin' ny isan-tsabata, ny mofo alahatra. Parmi leurs frères, quelques Qehatites étaient chargés des pains à disposer en rangées, chaque sabbat.
1Tt / 1Tan 9:33 And these are the singers, chief of the fathers of the Levites, who remaining in the chambers were free: for they were employed in that work day and night. Ary ireo ihany koa no mpihira, lohan' ny fianakaviana amin' ny Levita, izay mitoetra tsy manan-draharaha hafa ao amin' ireo efi-trano; fa tsy maintsy ho amin' izany raharaha izany andro aman' alina izy. Ireo no mpihira, lohan' ny fianakavian' ny Levita nitoetra tamin' ny efitrano, afaka tamin' ny raharaha hafa, satria tsy maintsy eo amin' ny raharahany andro aman' alina. Voici les chantres, chefs de familles lévitiques. Ils avaient été détachés dans les pièces du Temple, car ils étaient chargés d' officier jour et nuit.
1Tt / 1Tan 9:34 These chief fathers of the Levites were chief throughout their generations; these dwelt at Jerusalem. Ireo dia lohan' ny fianakaviana tamin' ny Levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema. Ireo no lohan' ny fianakavian' ny Levita, filohany araka ny taranany, ary nonina tao Jerosalema. Tels étaient les chefs des familles lévitiques groupés selon leur parenté. Ces chefs habitaient Jérusalem.
1Tt / 1Tan 9:35 And in Gibeon dwelt the father of Gibeon, Jehiel, whose wife' s name was Maachah: Ary tao Gibeona no nonenan' i Jeiela, razamben' ny an' i Gibeona, ary ny anaran' ny vadiny dia Imaka; Tao Gabaona no nonenan' i Jehiela, rain' i Gabaona, Maakà no anaran' ny vadiny. A Gabaôn habitaient le père de Gabaôn, Yeïel, dont la femme s' appelait Maaka,
1Tt / 1Tan 9:36 And his firstborn son Abdon, then Zur, and Kish, and Baal, and Ner, and Nadab. ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba, Ary Abdona no zanany lahimatoa, dia Sora, Kisa, Baala, Nera, Nadaba, et son fils premier-né Abdôn, ainsi que Çur, Qish, Baal, Ner, Nadab,
1Tt / 1Tan 9:37 And Gedor, and Ahio, and Zechariah, and Mikloth. dia Gedora, dia Ahio, dia Zakaria, dia Miklota. Gedora, Ahiao, Zakaria, ary Makelota. Gedor, Ahyo, Zekarya et Miqlot.
1Tt / 1Tan 9:38 And Mikloth begat Shimeam. And they also dwelt with their brethren at Jerusalem, over against their brethren. Ary Miklota niteraka an' i Simeama. Ary ireo koa niara-nonina tamin' ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy. Makelota niteraka an' i Samaana. Nitoetra teo anilan' ny rahalahiny koa izy ireo tao Jerosalema niaraka tamin' ny rahalahiny. Miqlot engendra Shiméam. Mais eux, contrairement à leurs frères, habitaient Jérusalem avec leurs frères.
1Tt / 1Tan 9:39 And Ner begat Kish; and Kish begat Saul; and Saul begat Jonathan, and Malchishua, and Abinadab, and Eshbaal. Ary Nera niteraka an' i Kisy; ary Kisy niteraka an' i Saoly; ary Saoly niteraka an' i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. Nera niteraka an' i Kisa; Kisa niteraka an' i Saola, Saola niteraka an' i Jonatàna, Melkisoì, Abinadaba, ary Esbaala. Ner engendra Qish, Qish engendra Saül, Saül engendra Jonathan, Malki-Shua, Abinadab, Eshbaal.
1Tt / 1Tan 9:40 And the son of Jonathan was Meribbaal: and Meribbaal begat Micah. Ary ny zanakalahin' i Jonatana dia Meribala, ary Meribala niteraka an' i Mika. Zanakalahin' i Jonatàna: Meribaala; Meribaala niteraka an' i Mikà, Fils de Jonathan : Meribbaal. Meribbaal engendra Mika.
1Tt / 1Tan 9:41 And the sons of Micah were, Pithon, and Melech, and Tahrea, and Ahaz. Ary ny zanakalahin' i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza. Zanakalahin' i Mikà: Fitòna, Meleka, Taraà. Fils de Mika : Pitôn, Mélek, Tarèa.
1Tt / 1Tan 9:42 And Ahaz begat Jarah; and Jarah begat Alemeth, and Azmaveth, and Zimri; and Zimri begat Moza; Ary Ahaza niteraka an' i Jara; ary Jara niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza; Akaza niteraka an' i Jarà; Jarà niteraka an' i Alamata, Azmota ary Zamrì; Zamrì niteraka an' i Mosà. Ahaz engendra Yara, Yara engendra Alémèt, Azmavèt et Zimri; Zimri engendra Moça.
1Tt / 1Tan 9:43 And Moza begat Binea; and Rephaiah his son, Eleasah his son, Azel his son. ary Moza niteraka an' i Binea; ary Refaia no zanakalahin' i Binea, Elasa no zanakalahin' i Refaia, Azela no zanakalahin' i Elasa. Mosà niteraka an' i Banaà; Rafaià zanany, Elasà zanany, Asela zanany. Moça engendra Binéa. Rephaya son fils, Éléasa son fils, Açel son fils.
1Tt / 1Tan 9:44 And Azel had six sons, whose names are these, Azrikam, Bocheru, and Ishmael, and Sheariah, and Obadiah, and Hanan: these were the sons of Azel. Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin' i Azela. Nanan-janaka enin-dahy Asela, ka ireto no anarany avy: Ezrikama, Bokrao, Ismaela, Sarià, Obdià, ary Hanàna. Ireo no zanakalahin' i Asela. Açel eut six fils dont voici les noms : Azriqam, son premier-né, Yishmaèl, Shéarya, Obadya, Hanân; tels sont les fils de Açel.

<-
->