<-
->

1Tt / 1Tan 19:1 Now it came to pass after this, that Nahash the king of the children of Ammon died, and his son reigned in his stead. Ary rehefa afaka izany, dia maty Nahasy, mpanjakan' ny taranak' i Amona, ary ny zanany no nanjaka nandimby azy. Tatý aorian' izany, maty Naasa, mpanjakan' ny taranak' i Amona, ary ny zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Après cela, il advint que Nahash, roi des Ammonites, mourut et que son fils régna à sa place.
1Tt / 1Tan 19:2 And David said, I will shew kindness unto Hanun the son of Nahash, because his father shewed kindness to me. And David sent messengers to comfort him concerning his father. So the servants of David came into the land of the children of Ammon to Hanun, to comfort him. Ary hoy Davida: Hanisy soa an' i Hanona, zanak' i Nahasy, aho, fa soa no nataon' ny rainy tamiko. Ary Davida naniraka olona hitsapa alahelo azy noho ny amin-drainy. Ary tonga tany amin' i Hanona tany amin' ny tanin' ny Amonita ny mpanompon' i Davida hitsapa alahelo azy. Ka hoy Davida: Hampiseho fankasitrahana amin' i Hanòna, zanak' i Naasa aho, fa nampiseho fankasitrahana tamiko rainy. Dia nandefa iraka hanony azy noho ny amin-drainy izy. Nony tonga tany amin' i Hanona tany amin' ny tanin' ny taranak' i Amona, ireto mpanompon' i Davida hanony alahelo azy, David se dit : " J' agirai avec bonté envers Hanûn, fils de Nahash, parce que son père a agi avec bonté envers moi. " Et David envoya des messagers lui présenter des condoléances au sujet de son père. Mais lorsque les serviteurs de David arrivèrent au pays des Ammonites, auprès de Hanûn, à l' occasion de ces condoléances,
1Tt / 1Tan 19:3 But the princes of the children of Ammon said to Hanun, Thinkest thou that David doth honour thy father, that he hath sent comforters unto thee? are not his servants come unto thee for to search, and to overthrow, and to spy out the land? Ary hoy ireo mpanapaka ny taranak' i Amona tamin' i Hanona: Moa ataonao ho fanajana ny rainao no anirahan' i Davida hitsapa alahelo anao? Fa tsy hizaha sy handrava ary hisafo ny tany va no nalehan' ireo mpanompony ireo atý aminao? dia hoy ireo mpifehy ny taranak' i Amona tamin' i Hanòna: Mba ataonao ho fanajana an-drainao va no nanirahan' i Davida hanony alahelo anao? Tsy ny hizaha sy handrava ary hisafo ny tany va no nahatongavan' ireo mpanompony ireo atý aminao? les princes des Ammonites dirent à Hanûn : " T' imagines-tu que David veuille honorer ton père parce qu' il t' a envoyé des porteurs de condoléances ? N' est-ce pas plutôt pour explorer, renverser et espionner le pays que ses serviteurs sont venus à toi ? "
1Tt / 1Tan 19:4 Wherefore Hanun took David' s servants, and shaved them, and cut off their garments in the midst hard by their buttocks, and sent them away. Dia nosamborin' i Hanona ny mpanompon' i Davida ka noharatany, sady nofolonany hatreo amin' ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany hody izy. Izay Hanòna dia nisambotra ireo mpanompon' i Davida, ka ny somony noharatany; ny akanjony nofolonana hatreo am-balahana, vao nalefany hody izy. Alors Hanûn se saisit des serviteurs de David, il les rasa et coupa leurs vêtements à mi-hauteur jusqu' aux fesses, puis les congédia.
1Tt / 1Tan 19:5 Then there went certain, and told David how the men were served. And he sent to meet them: for the men were greatly ashamed. And the king said, Tarry at Jericho until your beards be grown, and then return. Ary dia nisy lasa nanambara tamin' i Davida izay natao tamin' ireo lehilahy ireo; ary izy naniraka hitsena azy, fa afa-baraka loatra izy, ka dia hoy ny mpanjaka: Mitoera any Jeriko aloha ambara-panirin' ny somotrareo, vao mody ianareo. Fa nisy nandeha nilaza ny nanjo an' ireo lehilahy ireo tamin' i Davida, ka naniraka olona hitsena an' ireo izy, fa nangaihay loatra ireo lehilahy ireo, ary izao no nasain' ny mpanjaka holazaina tamin' izy ireo: Mitoera any Jerikao hianareo, mandra-panirin' ny somotrareo, vao modia. On alla informer David de ce qui était arrivé à ces hommes : il envoya quelqu' un à leur rencontre, car ces gens étaient couverts de honte, et le roi leur fit dire : " Restez à Jéricho jusqu'à ce que votre barbe ait repoussé, puis vous reviendrez. "
1Tt / 1Tan 19:6 And when the children of Ammon saw that they had made themselves odious to David, Hanun and the children of Ammon sent a thousand talents of silver to hire them chariots and horsemen out of Mesopotamia, and out of Syriamaachah, and out of Zobah. Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin' i Davida izy, dia naniraka nampanatitra talenta volafotsy arivo hakaramany kalesy sy mpitaingin-tsoavaly any Mesopotamia sy Syriamaka ary Zoba Hanona sy ny taranak' i Amona. Fantatry ny taranak' i Amona, fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin' i Davida izy, dia nandefa talenta volafotsy arivo Hanona sy ny taranak' i Amona hanakaramany kalesy amam-pitaingin-tsoavaly tany amin' ny Siriana, any Mesopotamia, sy tany amin' ny Siriana any Maakà sy any Sobà. Les Ammonites virent bien qu' ils s'étaient rendus odieux à David; Hanûn et les Ammonites envoyèrent mille talents d' argent pour prendre à leur solde des Araméens de Mésopotamie, des Araméens de Maaka et des gens de Çoba, chars et charriers.
1Tt / 1Tan 19:7 So they hired thirty and two thousand chariots, and the king of Maachah and his people; who came and pitched before Medeba. And the children of Ammon gathered themselves together from their cities, and came to battle. Dia nanakarama kalesy roa arivo amby telo alina mbamin' ny mpanjakan' i Maka sy ny olony izy; ary tonga ireo ka nitoby tandrifin' i Medeba. Ary nivory ny taranak' Amona niala tany amin' ny tanànany avy ka tamy hiady. mpanjakan' i Maka sy ny olony izy; ary tonga ireo ka nitoby tandrifin' i Medeba. Ary nivory ny taranak' Amona niala tany amin' ny tanànany avy ka tamy hiady. Kalesy roa arivo amby telo alina, mbamin' ny mpanjakan' i Maakà sy ny vahoakany no nokaramainy, ka tonga nitoby tao akaikin' i Medabà izy ireo. Ny taranak' i Amona niala tany an-tanànany avy, dia nivory sy nandroso hiady. Ils prirent à leur solde le roi de Maaka, ses troupes, et trente-deux mille chars; ils vinrent camper devant Médba tandis que les Ammonites, après avoir quitté leurs villes et s'être rassemblés, arrivaient pour la bataille.
1Tt / 1Tan 19:8 And when David heard of it, he sent Joab, and all the host of the mighty men. Ary nony ren' i Davida izany, dia naniraka an' i Joaba sy ny miaramila rehetra izy, dia ny lehilahy mahery. Nony ren' i Davida izany, nalefany hamely an' ireo Joaba mbamin' ny tafika rehetra, lehilahy mahery. A cette nouvelle, David envoya Joab avec toute l' armée, les preux.
1Tt / 1Tan 19:9 And the children of Ammon came out, and put the battle in array before the gate of the city: and the kings that were come were by themselves in the field. Ary ny taranak' i Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan' ny vavahadin' ny tanàna; fa ireo mpanjaka tonga ireo kosa dia nitokana teny an-tsaha. anoloan' ny vavahadin' ny tanàna; fa ireo mpanjaka tonga ireo kosa dia nitokana teny an-tsaha. Dia nivoaka ny taranak' i Amona, ka nilahatra hiady teo am-bavahadin' ny tanàna; iretsy mpanjaka tonga kosa nitokana teny an-tsaha. Les Ammonites sortirent et se rangèrent en bataille à l' entrée de la ville, mais les rois qui étaient venus étaient à part en rase campagne.
1Tt / 1Tan 19:10 Now when Joab saw that the battle was set against him before and behind, he chose out of all the choice of Israel, and put them in array against the Syrians. Ary rehefa hitan' i Joaba fa sady teo anoloany no teo ivohony ny fahavalo, dia nifidy olona tamin' ireo voafantina tamin' ny Isiraely rehetra izy, ka nalahany hiady tamin' ny Syriana. Nony hitan' i Joaba fa samy nisy vavahady teo anoloany sy teo ivohony, dia antokony iray tamin' izay voafantina tamin' Israely no nofidiny sy nalahany hifanatrika amin' ny Siriana, Voyant qu' il avait un front de combat à la fois devant et derrière lui, Joab fit choix de toute l'élite d' Israël et la mit en ligne face aux Araméens.
1Tt / 1Tan 19:11 And the rest of the people he delivered unto the hand of Abishai his brother, and they set themselves in array against the children of Ammon. Ary ny olona sisa kosa nomeny ho entin' i Abisay rahalahiny, ka dia nilahatra hiady amin' ny taranak' i Amona ireo. ary nomeny hoentin' i Abisaia rahalahiny kosa ny vahoaka sisa, ka nalahany hifanatrika tamin' ny taranak' i Amona. Il confia à son frère Abishaï le reste de l' armée et le mit en ligne face aux Ammonites.
1Tt / 1Tan 19:12 And he said, If the Syrians be too strong for me, then thou shalt help me: but if the children of Ammon be too strong for thee, then I will help thee. Ary hoy Joaba: Raha tsy tohako ny Syriana, dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak' i Amona, dia hovonjeko ianao; Hoy izy: Raha mahery noho izaho ny Siriana, dia handeha hamonjy ahy hianao, fa raha mahery noho hianao ny taranak' i Amona, dia hovonjeko hianao. Il dit : " Si les Araméens l' emportent sur moi, tu viendras à mon secours; si les Ammonites l' emportent sur toi, je te secourrai.
1Tt / 1Tan 19:13 Be of good courage, and let us behave ourselves valiantly for our people, and for the cities of our God: and let the Lord do that which is good in his sight. mahereza, ary aoka hitombandahy isika ho an' ny firenentsika sy ireo tanànan' Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay sitrapony. ireo tanànan' Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay sitrapony. Mahereza, aoka hiady amin-kerim-po isika, ho an' ny firenentsika sy ho an' ireo tanànan' Andriamanitsika, ary aoka Iaveh hanao izay heveriny ho tsara eo imasony. Aie bon courage et montrons-nous forts pour notre peuple et pour les villes de notre Dieu! et que Yahvé fasse ce qui lui semblera bon! "
1Tt / 1Tan 19:14 So Joab and the people that were with him drew nigh before the Syrians unto the battle; and they fled before him. Ary nandroso hiady tamin' ny Syriana Joaba sy ny olona nanaraka azy; ka dia nandositra niala teo anoloany ireo. Dia nandroso niady tamin' ny Siriana Joaba sy ny vahoaka niaraka taminy ka nandositra teo anoloany ireny. Joab et la troupe qui était avec lui engagèrent le combat contre les Araméens, qui lâchèrent pied devant eux.
1Tt / 1Tan 19:15 And when the children of Ammon saw that the Syrians were fled, they likewise fled before Abishai his brother, and entered into the city. Then Joab came to Jerusalem. Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa nandositra ny Syriana, dia mba nandositra niala teo anoloan' i Abisay, rahalahin' i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Ary dia tonga tany Jerosalema Joaba. mba nandositra niala teo anoloan' i Abisay, rahalahin' i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Ary dia tonga tany Jerosalema Joaba. Nony nahita ny Siriana nandositra ny taranak' i Amona, dia mba nandositra teo anoloan' i Abisaia rahalahin' i Joaba koa izy, ka niditra tany an-tanàna indray. Dia niverina tany Jerosalema Joaba. Quand les Ammonites virent que les Araméens avaient fui, ils lâchèrent pied à leur tour devant Abishaï, le frère de Joab, et rentrèrent dans la ville. Alors Joab retourna à Jérusalem.
1Tt / 1Tan 19:16 And when the Syrians saw that they were put to the worse before Israel, they sent messengers, and drew forth the Syrians that were beyond the river: and Shophach the captain of the host of Hadarezer went before them. Ary nony hitan' ny Syriana fa resy teo anoloan' ny Isiraely izy, dia naniraka olona izy haka ny Syriana izay tany an-dafin' ny Ony; ary Sobaka, komandin' ny miaramilan' i Hadarezera, no nitarika azy. Rahefa hitan' ny Siriana fa resy teo anatrehan' Israely izy, dia naniraka olona haka ny Siriana tany an-dafin' ny ony izy; ary Sofaka komandin' ny tafik' i Adarezera no nitarika azy. Voyant qu' ils avaient été battus devant Israël, les Araméens envoyèrent des messagers et mobilisèrent les Araméens qui sont de l' autre côté du Fleuve; Shophak, général de Hadadézer, était à leur tête.
1Tt / 1Tan 19:17 And it was told David; and he gathered all Israel, and passed over Jordan, and came upon them, and set the battle in array against them. So when David had put the battle in array against the Syrians, they fought with him. Ary nony nambara tamin i Davida izany, dia namory ny Isiraely rehetra izy ka lasa nita an' i Jordana, dia tonga teo aminy ka nilahatra hiady aminy. Ary nony nilahatra hiady amin' ny Syriana Davida, dia niady taminy ireo. Vao nandre izany vaovao izany Davida dia namory an' Israely rehetra ka nita an' i Jordany, nandroso hitsena azy sy nandahatra ny hamelezana azy ireo; ary nandahatra ny tafiny hiady amin' ny Siriana Davida. Izy ireo no nanomboka ny ady taminy, kanjo vaky nandositra teo anoloan' Israely ny Siriana. Cela fut rapporté à David qui rassembla tout Israël, passa le Jourdain, les atteignit et prit position près d' eux. Puis David se rangea en ordre de combat en face des Araméens, qui lui livrèrent bataille.
1Tt / 1Tan 19:18 But the Syrians fled before Israel; and David slew of the Syrians seven thousand men which fought in chariots, and forty thousand footmen, and killed Shophach the captain of the host. Fa vaky nandositra teo anoloan' ny Isiraely ny Syriana, ka nahafaty ny teo amin' ny kalesy fito arivo sy miaramila an-tongotra efatra alina tamin' ny Syriana Davida; ary matiny koa Sobaka, komandin' ny miaramila. Ka matin' i Davida ny soavaly tamin' ny kalesy fito arivo ary ny miaramila an-tongotra efatra alina, tamin' ny Siriana; matiny mbamin' i Sofàka, komandin' ny tafika. Mais les Araméens lâchèrent pied devant Israël et David leur tua sept mille attelages et quarante mille hommes de pied; il fit aussi périr Shophak le général.
1Tt / 1Tan 19:19 And when the servants of Hadarezer saw that they were put to the worse before Israel, they made peace with David, and became his servants: neither would the Syrians help the children of Ammon any more. Ary nony hitan' ireo nanoa an' i Hadarezera fa resy teo anoloan' ny Isiraely izy, dia nanao fihavanana tamin' i Davida izy ka nanompo azy; ary tsy nety nanampy ny taranak' i Amona intsony ny Syriana. Nony hitan' ireo tompomenakelin' i Adarezera fa resy eo anatrehan' Israely izy, dia nanao fanekem-pihavanana tamin' i Davida izy ireo, ka tonga mpanompony. Ary tsy nety namonjy ny taranak' i Amona intsony ny Siriana. Quand les vassaux de Hadadézer se virent battus devant Israël, ils firent la paix avec David et lui furent assujettis. Les Araméens ne voulurent plus porter secours aux Ammonites.

<-
->