<-
->

1Tt / 1Tan 8:1 Now Benjamin begat Bela his firstborn, Ashbel the second, and Aharah the third, Ary Benjamina niteraka an' i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo, Ny naterak' i Benjamina dia Belà lahimatoany, Asbela lahiaivo, Aharà fahatelo, Benjamin engendra Béla son premier-né, Ashbel le second, Ahiram le troisième,
1Tt / 1Tan 8:2 Nohah the fourth, and Rapha the fifth. sy Noha, fahefatra, ary Rafa, faralahy. Nohaà fahefatra, ary Rafà fahadimy. Noha le quatrième, Rapha le cinquième.
1Tt / 1Tan 8:3 And the sons of Bela were, Addar, and Gera, and Abihud, Ary ny zanakalahin' i Bela dia Adara sy Gera sy Abihoda Ny zanakalahin' i Belà dia Adara, Gerà, Abioda, Béla eut des fils : Addar, Géra père d'Éhud,
1Tt / 1Tan 8:4 And Abishua, and Naaman, and Ahoah, sy Abisoa sy Namana sy Ahoa Abisoe, Naamàna, Ahoe, Abishua, Naamân et Ahoah,
1Tt / 1Tan 8:5 And Gera, and Shephuphan, and Huram. sy Gera sy Sefofana ary Horama. Gerà, Sefofàna ary Horama. Géra, Shephupham et Huram.
1Tt / 1Tan 8:6 And these are the sons of Ehud: these are the heads of the fathers of the inhabitants of Geba, and they removed them to Manahath: Ary izao no zanakalahin' i Ehoda (izao no lohan' ny fianakavian' ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata, Izao no zanakalahin' i Ahoda: lohan' ny fianakaviana nonina tao Gabaà izy ireo, ary nafindrany tany Manahata: Voici les fils d'Éhud. Ce sont eux qui furent les chefs de famille des habitants de Géba et les emmenèrent en captivité à Manahat :
1Tt / 1Tan 8:7 And Naaman, and Ahiah, and Gera, he removed them, and begat Uzza, and Ahihud. Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an' i Oza sy Ahihoda izy. Naamàna, Akià, ary Gerà ilay namindra azy sy niteraka an' i Ozà sy Ahioda. Naamân, Ahiyya et Géra. C' est lui qui les emmena en captivité; il engendra Uzza et Ahihud.
1Tt / 1Tan 8:8 And Shaharaim begat children in the country of Moab, after he had sent them away; Hushim and Baara were his wives. Ary Saharaima niteraka tao amin' ny tany Moaba taorian' ny nisaorany an' i Hosima sy Bara vadiny. Niteraka tao amin' ny tanin' i Moaba, Saharaima, taorian' ny nisaorany an' i Josima sy Barà, vadiny. Il engendra Shaharayim dans les Champs de Moab après qu' il eut répudié ses femmes, Hushim et Baara.
1Tt / 1Tan 8:9 And he begat of Hodesh his wife, Jobab, and Zibia, and Mesha, and Malcham, Ary Hodesy vadiny no niterahany an' i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama Hodesa vadiny no niterahany an' i Jobaba, Sebià, Mosà, Molkoma, Jehosa, Sekià ary Marmà. De sa nouvelle femme il eut pour fils Yobab, Çibya, Mésha, Malkom,
1Tt / 1Tan 8:10 And Jeuz, and Shachia, and Mirma. These were his sons, heads of the fathers. sy Jeoza sy Sakia ary Mirma. Ireo no zananilahy, samy lohan' ny fianakaviany avy. Ireo no zanany lahy, loham-pianakaviana. Yéuç, Sakya, Mirma. Tels furent ses fils, chefs de famille.
1Tt / 1Tan 8:11 And of Hushim he begat Abitub, and Elpaal. Ary Hosima no niterahany an' i Abitoba sy Elpala. Ary Hosima no niterahany an' i Abitoba sy Elfaala. De Hushim il eut pour fils Abitub et Elpaal.
1Tt / 1Tan 8:12 The sons of Elpaal; Eber, and Misham, and Shamed, who built Ono, and Lod, with the towns thereof: Ary ny zanakalahin' i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an' i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny; Zanakalahin' i Elfaala: Hebera, Misaama ary Samada, izay nanorina an' i Onao sy Loda mbamin' ny tanàna momba azy. Fils d' Elpaal : Éber, Mishéam et Shémed : c' est lui qui bâtit Ono, et Lod avec ses dépendances.
1Tt / 1Tan 8:13 Beriah also, and Shema, who were heads of the fathers of the inhabitants of Aijalon, who drove away the inhabitants of Gath: Beria koa sy Sema, izay lohan' ny fianakavian' ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata; Barià sy Samà, lohan' ny fianakaviana nonina tao Aialona no nampandositra ny mponina tao Geta. Béria et Shéma. Ils étaient chefs de famille des habitants d' Ayyalôn et mirent en fuite les habitants de Gat.
1Tt / 1Tan 8:14 And Ahio, Shashak, and Jeremoth, ary Ahio sy Sasaka sy Jeremota Ahiao, Sesàka, Jerimota, Son frère : Shéshaq. Yerémot,
1Tt / 1Tan 8:15 And Zebadiah, and Arad, and Ader, sy Zebadia sy Arada sy Adera Zabadia, Aroda, Hedera, Zebadya, Arad, Éder,
1Tt / 1Tan 8:16 And Michael, and Ispah, and Joha, the sons of Beriah; sy Mikaela sy Jispa sy Joha (zanakalahin' i Beria ireo), Mikaela, Jesfà ary Johà no zanakalahin' i Berià. Mikaèl, Yishpa et Yoha étaient fils de Béria.
1Tt / 1Tan 8:17 And Zebadiah, and Meshullam, and Hezeki, and Heber, ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera Zabadia, Mosoliama, Hezesì, Hebera, Zebadya, Meshullam, Hizqi, Haber,
1Tt / 1Tan 8:18 Ishmerai also, and Jezliah, and Jobab, the sons of Elpaal; sy Jismeray sy Jizlia sy Jobaba (zanakalahin' i Elpala ireo), Jesamarì, Jezlia, ary Jobaba no zanak' i Elfaala. Yishmeraï, Yizlia, Yobab étaient fils d' Elpaal.
1Tt / 1Tan 8:19 And Jakim, and Zichri, and Zabdi, ary Jakima sy Zikry sy Zabdy Jasima, Zekria, Zabdia, Yaqim, Zikri, Zabdi,
1Tt / 1Tan 8:20 And Elienai, and Zilthai, and Eliel, sy Elienay sy Ziletahy sy Eliala Elioenaia, Seletaia, Eliela, Élyénaï, Çilletaï, Éliel,
1Tt / 1Tan 8:21 And Adaiah, and Beraiah, and Shimrath, the sons of Shimhi; sy Adaia sy Beraia sy Simrata (zanakalahin' i Simey ireo), Adaia, Baraia ary Semarata no zanak' i Semeia. Adaya, Beraya, Shimrat étaient fils de Shiméï.
1Tt / 1Tan 8:22 And Ishpan, and Heber, and Eliel, ary Jispana sy Hebera sy Eliala Jesfàna, Hebera, Eliela, Yishpân, Éber, Éliel,
1Tt / 1Tan 8:23 And Abdon, and Zichri, and Hanan, sy Abdona sy Zikry sy Hanana Abdona, Zekria, Hanàna, Abdôn, Zikri, Hanân,
1Tt / 1Tan 8:24 And Hananiah, and Elam, and Antothijah, sy Hanania sy Elama sy Antotia Hananià, Elama, Anatotià, Hananya, Élam, Antotiyya,
1Tt / 1Tan 8:25 And Iphedeiah, and Penuel, the sons of Shashak; sy Jifdia sy Penoela (zanakalahin' i Sasaka ireo), Jefdaià ary Fanoela no zanak' i Sesàka. Yiphdéya, Penuel étaient fils de Shéshaq.
1Tt / 1Tan 8:26 And Shamsherai, and Shehariah, and Athaliah, ary Samseray sy Seharia sy Atalia Samsarì, Sohorià, Otolià, Shamsheraï, Sheharya, Atalya,
1Tt / 1Tan 8:27 And Jaresiah, and Eliah, and Zichri, the sons of Jeroham. sy Jaresia sy Elia sy Zitry (zanakalahin' i Jerohama ireo). Jersià, Elià ary Zekrià no zanak' i Jerohama. Yaaréshya, Éliyya, Zikri étaient fils de Yeroham.
1Tt / 1Tan 8:28 These were heads of the fathers, by their generations, chief men. These dwelt in Jerusalem. Ireo no lohan' ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema. Loham-pianakaviana ireo, samy loholona araka ny fihaviam-pianakaviany, ary nonina tao Jerosalema. Tels étaient les chefs des familles groupées selon leur parenté. Ils habitèrent Jérusalem.
1Tt / 1Tan 8:29 And at Gibeon dwelt the father of Gibeon; whose wife' s name was Maachah: Ary tao Gibeona no nonenan' ny razamben' ny an' i Gibeona, ary ny anaran' ny vadiny dia Imaka, Tao Gabaona no nonina ny rain' i Gabaona, ary Maakà no anaran' ny vadiny. A Gabaôn habitaient Yeïel, le père de Gabaôn, dont la femme s' appelait Maaka,
1Tt / 1Tan 8:30 And his firstborn son Abdon, and Zur, and Kish, and Baal, and Nadab, ary Abdona no lahimatoany, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nadaba, Abdona no zanany lahimatoa, dia Soara, Kisa, Baala, Nadaba, son fils premier-né Abdôn, ainsi que Çur, Qish, Baal, Ner, Nadab,
1Tt / 1Tan 8:31 And Gedor, and Ahio, and Zacher. dia Gedora, dia Ahio, dia Zakera. Gedora, Ahiao ary Zakera. Gedor, Ahyo, Zaker et Miqlot.
1Tt / 1Tan 8:32 And Mikloth begat Shimeah. And these also dwelt with their brethren in Jerusalem, over against them. Ary Miklota niteraka an' i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin' ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy. Makelota niteraka an' i Samaà. Nonina tao akaikin' ny rahalahiny koa ireo tao Jerosalema, niaraka tamin' ny rahalahiny. Miqlot engendra Shiméa; mais eux, contrairement à leurs frères, habitaient Jérusalem avec leurs frères.
1Tt / 1Tan 8:33 And Ner begat Kish, and Kish begat Saul, and Saul begat Jonathan, and Malchishua, and Abinadab, and Eshbaal. Ary Nera niteraka an' i Kisy; ary Kisy niteraka an' i Saoly; ary Saoly niteraka an' i Jonatana sy Malkisoa sy Abinadaba ary Esbala. Nera niteraka an' i Kisa, Kisa niteraka an' i Saola, Saola niteraka an' i Jonatàna, Melkiasoa, Abinadaba ary Esbaala. Ner engendra Qish, Qish engendra Saül, Saül engendra Jonathan, Malki-Shua, Abinadab et Eshbaal.
1Tt / 1Tan 8:34 And the son of Jonathan was Meribbaal; and Meribbaal begat Micah. Ary ny zanakalahin' i Jonatana dia Meribala; ary Meribala niteraka an' i Mika. Zanakalahin' i Jonatàna: Meribaala. Meribaala niteraka an' i Mikà. Fils de Jonathan : Meribbaal. Meribbaal engendra Mika.
1Tt / 1Tan 8:35 And the sons of Micah were, Pithon, and Melech, and Tarea, and Ahaz. Ary ny zanakalahin' i Mika dia Pitona sy Maleka sy Tarea ary Ahaza. Zanakalahin' i Mikà: Fitona, Meleka, Toraà sy Akaza. Fils de Mika : Pitôn, Mélek, Taréa, Ahaz.
1Tt / 1Tan 8:36 And Ahaz begat Jehoadah; and Jehoadah begat Alemeth, and Azmaveth, and Zimri; and Zimri begat Moza, Ary Ahaza niteraka an' i Joada; ary Joada niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza; Akaza niteraka an' i Joadà, Joadà niteraka an' i Alamata, Azmota ary Zamrì; Zamrì niteraka an' i Mosà, Ahaz engendra Yehoadda, Yehoadda engendra Alémèt, Azmavèt et Zimri. Zimri engendra Moça.
1Tt / 1Tan 8:37 And Moza begat Binea: Rapha was his son, Eleasah his son, Azel his son: ary Moza niteraka an' i Binea; Rafa no zanakalahin' i Binea, Elasa no zanakalahin' i Rafa, Azela no zanakalahin' i Elasa Mosà niteraka an' i Banaà; Rafà zanany, Falsà zanany, Asela zanany. Moça engendra Binéa. Rapha son fils, Éléasa son fils, Açel son fils.
1Tt / 1Tan 8:38 And Azel had six sons, whose names are these, Azrikam, Bocheru, and Ishmael, and Sheariah, and Obadiah, and Hanan. All these were the sons of Azel. Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Azela. Nanan-janaka enin-dahy Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bokrao, Ismaela, Sarià, Obdià ary Hanàna: zanaka' i Asela avokoa ireo. Açel eut six fils dont voici les noms : Azriqam son premier-né, puis Yishmaèl, Shéarya, Obadya, Hanân. Ils étaient tous fils de Açel.
1Tt / 1Tan 8:39 And the sons of Eshek his brother were, Ulam his firstborn, Jehush the second, and Eliphelet the third. Ary ny zanakalahin' i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy. Zanakalahin' i Eseka rahalahiny: Olama lahimatoany, Jehosa faharoa, ary Elifaleta fahatelo. Fils d'Ésheq son frère : Ulam son premier-né, Yéush le second, Éliphélet le troisième.
1Tt / 1Tan 8:40 And the sons of Ulam were mighty men of valour, archers, and had many sons, and sons' sons, an hundred and fifty. All these are of the sons of Benjamin. Ary ny zanakalahin' i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak' i Benjamina. Ny zanakalahin' i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka; ary nanan-janaka lahy aman-jafy maro izy ireo, dia dimampolo amby zato. Ireo rehetra ireo dia taranak' i Benjamina avokoa. Ulam eut des fils, hommes preux et valeureux, tirant de l' arc. Ils eurent beaucoup de fils et de petits-fils, cent cinquante. Tous ceux-là étaient fils de Benjamin.

<-
->