<-
->

1Tt / 1Tan 25:1 Moreover David and the captains of the host separated to the service of the sons of Asaph, and of Heman, and of Jeduthun, who should prophesy with harps, with psalteries, and with cymbals: and the number of the workmen according to their service was: Ary ny taranak' i Asafa sy Hemana ary Jedotona dia natokan' i Davida sy ireo komandin' ny miaramila ho amin' ny fanompoana mba haminany amin' ny lokanga sy ny valiha ary ny kipantsona; ary izao no isan' ny mpanao araka ny fanompoany avy: Natokan' i Davida sy ireo komandin' ny tafika, hanaovana ny fanompoana, ny sasany amin' ny taranak' i Asafa sy Hemana ary Iditona izay naminany tamin' ny harpa aman-dokanga ary kipantsona. Izao no isan' ireo izay manana anjara raharaha amin' ny fanompoana. Pour le service, David et les officiers mirent à part les fils d' Asaph, de Hémân et de Yedutûn, les prophètes qui s' accompagnaient de lyres, de cithares et de cymbales, et l' on compta les hommes affectés à ce service.
1Tt / 1Tan 25:2 Of the sons of Asaph; Zaccur, and Joseph, and Nethaniah, and Asarelah, the sons of Asaph under the hands of Asaph, which prophesied according to the order of the king. Tamin' ny zanakalahin' i Asafa dia Zakora sy Josefa sy Netania ary Asarela, zanak' i Asafa, nofehezin' i Asafa, izay naminany araka izay nifehezan' ny mpanjaka azy. Amin' ny zanakalahin' i Asafa: Zakora, Josefa, Nataniì ary Asarelì, ireo no zanakalahin' i Asafa, tarik' i Asafa, naminany araka ny didy avy amin' ny mpanjaka. Pour les fils d' Asaph : Zakkyr, Yoseph, Netanya, Asarééla; les fils d' Asaph dépendaient de leur père qui prophétisait sous la direction du roi.
1Tt / 1Tan 25:3 Of Jeduthun: the sons of Jeduthun; Gedaliah, and Zeri, and Jeshaiah, Hashabiah, and Mattithiah, six, under the hands of their father Jeduthun, who prophesied with a harp, to give thanks and to praise the Lord. Tamin' i Jedotona, ny zanany dia Gedalia sy Zery sy Jesaia sy Hasabia ary Matitia, enin-dahy ireo ka nofehezin' i Jedotona rainy, izay naminany tamin' ny lokanga hidera sy hisaotra an' i Jehovah. Amin' Iditona, ny zanakalahin' Iditona: Godohiasa, Sorì, Jereiasa, Hasabiasa, Matatiasa, ary Semeia, enina izy araka ny didin' Iditona rainy, izay naminany tamin' ny lokanga hidera sy hankalaza an' ny Tompo. Pour Yedutûn : fils de Yedutûn : Gedalyahu, Çeri, Yeshayahu, Hashabyahu, Mattityahu; ils étaient six sous la direction de leur père Yedutûn qui prophétisait au son des lyres en l' honneur et à la louange de Yahvé.
1Tt / 1Tan 25:4 Of Heman: the sons of Heman: Bukkiah, Mattaniah, Uzziel, Shebuel, and Jerimoth, Hananiah, Hanani, Eliathah, Giddalti, and Romamtiezer, Joshbekashah, Mallothi, Hothir, and Mahazioth: Tamin' i Hemana, ny zanany dia Bokia, Matania, Oziela, Seboela sy Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty sy Romamti-ezera sy Josbekasa sy Maloty sy Hotira ary Mahaziota. Amin' i Hemàna, ny zanakalahin' i Hemàna: Boksiao, Mataniao, Oziela, Soboela, Jerimota, Hanaiasa, HAnanì, Eliata, Gedeltì, Rommemtiezera, Jesbakasà, Melotì, Otira, ary Mahaziota. Pour Hémân : fils de Hémân : Buqqiyyahu, Mattanyahu, Uzziel, Shebuel, Yerimot, Hananya, Hanani, Éliata, Giddalti, Româmti-Ézer, Yoshbe-qasha, Malloti, Hotir, Mahaziot.
1Tt / 1Tan 25:5 All these were the sons of Heman the king' s seer in the words of God, to lift up the horn. And God gave to Heman fourteen sons and three daughters. Ireo rehetra ireo no zanak' i Hemana, mpahitan' ny mpanjaka ny amin' ny tenin' Andriamanitra, hanandratra ny tandroka. Ary Hemana dia efa nomen' Andriamanitra zazalahy efatra ambin' ny folo sy zazavavy telo. Izy rehetra ireo dia zanakalahin' i Hemàna, izay mpahitan' ny mpanjaka, amin' ny tenin' Andriamanitra, hankalaza ny fahefany. Zazalahy efatra ambin' ny folo sy zazavavy telo no nomen' Andriamanitra an' i Hemàna. Tous ceux-là étaient fils de Hémân, le voyant du roi; aux paroles de Dieu, ils sonnaient de la trompe. Dieu donna à Hémân quatorze fils et trois filles;
1Tt / 1Tan 25:6 All these were under the hands of their father for song in the house of the Lord, with cymbals, psalteries, and harps, for the service of the house of God, according to the king' s order to Asaph, Jeduthun, and Heman. Ireo rehetra ireo no fehin' ny rainy tamin' ny hira natao tao an-tranon' i Jehovah tamin' ny kipantsona sy ny valiha sy ny lokanga hanaovana ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra; Asafa sy Jedotona ary Hemana dia nofezehin' ny mpanjaka. Ireo Levita rehetra ireo dia samy notarihin' ny rainy avy hanao ny hira ao an-tranon' ny Tompo, ka nanana kipantsona sy lokanga ary harpa, hanaovana ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra, eo ambany fifehezan' i Davida sy Asafa ary Iditona sy Hemàna. ils chantaient tous sous la direction de leur père dans le Temple de Yahvé, au son des cymbales, des cithares et des lyres, au service du Temple de Dieu, sous les ordres du roi. Asaph, Yedutûn, Hémân,
1Tt / 1Tan 25:7 So the number of them, with their brethren that were instructed in the songs of the Lord, even all that were cunning, was two hundred fourscore and eight. Ary ny isany mbamin' ny rahalahiny, izay efa nianatra ny hira ho an' i Jehovah izay rehetra nahay dia valo amby valo-polo amby roan-jato. Ny isan' izy ireo, mbamin' ny rahalahiny, izay efa nianatra nihira ho an' ny Tompo, izay rehetra efa nahay tsara, dia valo amby valopolo sy roan-jato. ceux qui avaient appris à chanter pour Yahvé, furent comptés avec leurs frères; ils étaient en tout deux cent quatre-vingt-huit à s' y entendre.
1Tt / 1Tan 25:8 And they cast lots, ward against ward, as well the small as the great, the teacher as the scholar. Ary nanao filokana ny amin' ny anjara-raharahany avy izy, na ny kely na ny lehibe, na ny mpampianatra na ny mpianatra. Filokàna no nataon' izy ireo na kely na lehibe na ny mpampianatra na ny mpianatra, ny amin' ny anjara raharahany. Ils tirèrent au sort l' ordre à observer, pour le petit comme pour le grand, pour le maître comme pour l'élève.
1Tt / 1Tan 25:9 Now the first lot came forth for Asaph to Joseph: the second to Gedaliah, who with his brethren and sons were twelve: Ary ny loka voalohany dia azon' i Josefa avy amin' ny taranak' i Asafa; ny faharoa an' i Gedalia, izy mbamin' ny rahalahiny sy ny zanany, dia roa ambin' ny folo; Ny loka voalohany, amin' ireo an' i Asafa, dia nahazo an' i Josefa; ny faharoa, an' i Godoliasa; izy mbamin' ireo rahalahiny sy ny zanany lahy: roa ambin' ny folo; Le premier sur qui tomba le sort fut l' Asaphite Yoseph. Le second fut Gedalyahu; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:10 The third to Zaccur, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahatelo an' i Zakora, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahatelo, an' i Zakora, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le troisième fut Zakkur; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:11 The fourth to Izri, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahefatra an' i Jizry, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahefatra an' Isarì, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le quatrième fut Yiçri; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:12 The fifth to Nethaniah, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahadimy an' i Netania, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahadimy an' i Nathanià, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le cinquième fut Netanyahu; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:13 The sixth to Bukkiah, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahenina an' i Bokia, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahenina an' i Boksiao, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le sixième fut Buqqiyyahu; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:14 The seventh to Jesharelah, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahafito an' i Jesarela, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahafito an' Israelà mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le septième fut Yesarééla; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:15 The eighth to Jeshaiah, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahavalo an' i Jesaia, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahavalo an' i Jesaiasa mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le huitième fut Yeshayahu; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:16 The ninth to Mattaniah, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahasivy an' i Matania, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahasivy an' i Mataniasa, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le neuvième fut Mattanyahu; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:17 The tenth to Shimei, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahafolo an' i Simey, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahafolo an' i Semeiasa mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le dixième fut Shiméï; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:18 The eleventh to Azareel, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahiraika ambin' ny folo an' i Azarela, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny faharaika ambin' ny folo, an' i Azareela, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le onzième fut Azaréel; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:19 The twelfth to Hashabiah, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny faharoa ambin' ny folo an' i Hasabia, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny faharoa ambin' ny folo, an' i Hasabiasa, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le douzième fut Hashabyahu; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:20 The thirteenth to Shubael, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahatelo ambin' ny folo an' i Sobaela, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahatelo ambin' ny folo, an' i Soboela, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le treizième fut Shubaèl; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:21 The fourteenth to Mattithiah, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahefatra ambin' ny folo an' i Matitia, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny dia roa ambin' ny folo; ny fahefatra ambin' ny folo, an' i Matatiasa, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le quatorzième fut Mattityahu; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:22 The fifteenth to Jeremoth, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahadimy ambin' ny folo an' i Jeremota, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny dia roa ambin' ny folo; ny fahadimy ambin' ny folo, an' i Jerimota mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le quinzième fut Yerémot; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:23 The sixteenth to Hananiah, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahenina ambin' ny folo an' i Hanania, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahenina ambin' ny folo, an' i Hananiasa mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le seizième fut Hananyahu; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:24 The seventeenth to Joshbekashah, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahafito ambin' ny folo an' i Josbekasa, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahafito ambin' ny folo, an' i Jesbakasà mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le dix-septième fut Yoshbeqasha; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:25 The eighteenth to Hanani, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahavalo ambin' ny folo an' i Hanany, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahavalo ambin' ny folo, an' i Hananì mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le dix-huitième fut Hanani; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:26 The nineteenth to Mallothi, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahasivy ambin' ny folo an' i Maloty, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahasivy ambin' ny folo, an' i Melotì mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le dix-neuvième fut Malloti; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:27 The twentieth to Eliathah, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny faharoa-polo an' i Eliata, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny faharoapolo, an' i Eliatà, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le vingtième fut Élyata; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:28 The one and twentieth to Hothir, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahiraika amby roa-polo an' i Hotira, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny faharaika amby roapolo, an' i Otira, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le vingt et unième fut Hotir; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:29 The two and twentieth to Giddalti, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny faharoa amby roa-polo an' i Gidalty, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny faharoa amby roapolo, an' i Gedeltì, mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le vingt-deuxième fut Giddalti; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:30 The three and twentieth to Mahazioth, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahatelo amby roa-polo an' i Mahaziota, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahatelo amby roapolo, an' i Mahaziota mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le vingt-troisième fut Mahaziot; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 25:31 The four and twentieth to Romamtiezer, he, his sons, and his brethren, were twelve. ny fahefatra amby roa-polo an' i Romamti-ezera, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo. ny fahefatra amby roapolo, an' i Romentiezera mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo. Le vingt-quatrième fut Româmti-Ézer; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.

<-
->