<-
->

1Tt / 1Tan 26:1 Concerning the divisions of the porters: Of the Korhites was Meshelemiah the son of Kore, of the sons of Asaph. Ary ny amin' ny antokon' ny mpiandry varavarana: Tamin' ny Koraita dia Meselemia, zanak' i Kore, avy tamin' ny zanak' i Asafa. Izao avy no antokon' ny mpiandry varavarana: Tamin' ny Koreita: Meselemia, zanak' i K-re, avy amin' ny zanak' i Asafa. Quant aux classes de portiers : Pour les Coréites : Meshélémyahu, fils de Qoré, l' un des fils d'Ébyasaph.
1Tt / 1Tan 26:2 And the sons of Meshelemiah were, Zechariah the firstborn, Jediael the second, Zebadiah the third, Jathniel the fourth, Ary ny zanakalahin' i Meselemia dia Zakaria, lahimatoa, sy Jediaela, lahiaivo, sy Zebadia, fahatelo, sy Jediaela, fahefatra, Zanakalahin' i Meselemià: Zakariasa lahimatoa; Jadihela faharoa; Zabadiasa fahatelo; Jatanaela fahefatra; Meshélémyahu eut des fils : Zekaryahu le premier, Yediael le second, Zebadyahu le troisième, Yatniel le quatrième,
1Tt / 1Tan 26:3 Elam the fifth, Jehohanan the sixth, Elioenai the seventh. sy Elama, fahadimy, sy Johanana, fahenina, sy Elihoenay, faralahy. Elama fahadimy; Johanàna fahenina; Elioenaì fahafito. Élam le cinquième, Yehohanân le sixième, Élyhoénaï le septième.
1Tt / 1Tan 26:4 Moreover the sons of Obededom were, Shemaiah the firstborn, Jehozabad the second, Joah the third, and Sacar the fourth, and Nethaneel the fifth. Ary ny zanakalahin' i Obed-edoma dia Semaia, lahimatoa, sy Jozabada, lahiaivo, sy Joa, fahatelo, sy Sakara, fahefatra, sy Netanela, fahadimy, Zanakalahin' i Obededoma: Semeiasa lahimatoa, Jozabada faharoa, Joahà fahatelo, Sakara fahefatra, Natanaela fahadimy, Obed-Édom eut des fils : Shemaya l' aîné, Yehozabad le second, Yoah le troisième, Sakar le quatrième, Netanéel le cinquième,
1Tt / 1Tan 26:5 Ammiel the sixth, Issachar the seventh, Peulthai the eighth: for God blessed him. sy Amiela, fahenina, sy Isakara, fahafito, sy Peoletahy, faralahy; fa Andriamanitra efa nitahy azy. Ammiela fahenina, Isakara fahafito, Folatì fahavalo: fa nohasoavin' Andriamanitra Obededoma. Ammiel le sixième, Issachar le septième, Péulletaï le huitième; Dieu en effet l' avait béni.
1Tt / 1Tan 26:6 Also unto Shemaiah his son were sons born, that ruled throughout the house of their father: for they were mighty men of valour. Ary Semaia zanany niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin' ny fianakavian-drainy, satria samy lehilahy mahay izy. Semeiasa zanany lahy niteraka zazalahy, izay samy tonga filohany tamin' ny fianakavian-drainy, fa lehilahy nahery fo izy ireo. A son fils Shemaya naquirent des fils qui eurent autorité sur leurs familles, car ce furent des preux valeureux.
1Tt / 1Tan 26:7 The sons of Shemaiah; Othni, and Rephael, and Obed, Elzabad, whose brethren were strong men, Elihu, and Semachiah. Ny zanakalahin' i Semaia dia Otny sy Refaela sy Obeda ary Elzabada mbamin' ireo rahalahiny, lehilahy mahay, dia Eliho sy Semakia. Zanakalahin' i Semeiasa: Otnì, Refaela, Obeda, Elzabada, mbamin' ireo rahalahiny, samy lehilahy mahery fo, ary Eliò sy Samakiasa. Fils de Shemaya : Otni, Rephaèl, Obed, Elzabad, et ses frères les vaillants Élihu et Semakyahu.
1Tt / 1Tan 26:8 All these of the sons of Obededom: they and their sons and their brethren, able men for strength for the service, were threescore and two of Obededom. Ireo rehetra ireo no avy tamin' ny zanak' i Obededoma, dia izy sy ny zanany sy ny rahalahiny, izay samy lehilahy mahery sady matanjaka amin' ny fanompoany; roa amby enim-polo no an' i Obed-edoma. Ireo rehetra ireo, dia samy zanak' i Obededoma; roa amby enimpolo izy mbamin' ny zanany aman-drahalahiny no avy amin' i Obededoma, samy lehilahy matanjaka sy be herim-po amin' ny fanompoana. Tous ceux-là étaient fils d' Obed-Édom. Eux, leurs fils et leurs frères eurent dans leur service une haute valeur. Pour Obed-Édom, soixante-deux.
1Tt / 1Tan 26:9 And Meshelemiah had sons and brethren, strong men, eighteen. Ary Meselemia nanan-janaka sy rahalahy valo ambin' ny folo, samy lehilahy mahay avokoa. Nanan-janaka aman-drahalahy Meselemià, izay samy lehilahy mahery fo; valo ambin' ny folo izy. Meshélémyahu eut des fils et des frères : dix-huit hommes vaillants.
1Tt / 1Tan 26:10 Also Hosah, of the children of Merari, had sons; Simri the chief, (for though he was not the firstborn, yet his father made him the chief;) Ary Hosa, tamin' ny taranak' i Merary, nanan-janakalahy, dia Simry, lohany (fa na dia tsy lahimatoa aza izy, dia izy no nataon-drainy ho lohany), Amin' ny taranak' i Merarì, Hosà nanan-janaka, dia Semrì filohany; tsy mba lahimatoa izy nefa natsangan-drainy ho lohany, Hosa, l' un des fils de Merari, eut des fils. Shimri était le premier, car, sans qu' il fût l' aîné, son père l' avait mis en tête.
1Tt / 1Tan 26:11 Hilkiah the second, Tebaliah the third, Zechariah the fourth: all the sons and brethren of Hosah were thirteen. sy Hilkia, lahiaivo, sy Tebalia, fahatelo, ary Zakaria, fahefatra; ny zanakalahin' i Hosa sy ny rahalahiny rehetra dia telo ambin' ny folo. Helkiasa faharoa, Tabeliasa fahatelo, Zakariasa fahefatra. Telo ambin' ny folo izy no tontalin' ny zanaka aman-drahalahin' i Hosa. Hilqiyya était le second, Tebalyahu le troisième, Zekaryahu le quatrième. Treize en tout, fils et frères de Hosa.
1Tt / 1Tan 26:12 Among these were the divisions of the porters, even among the chief men, having wards one against another, to minister in the house of the Lord. Ireo lohan' ny tonian' ny mpiandry varavarana ireo dia nomena anjara-raharaha niaraka tamin' ny rahalahiny hanao fanompoam-pivavahana ao an-tranon' i Jehovah. Ireo antokon' ny mpiandry varavarana ireo, ny filohan' izany lehilahy izany, dia samy nanan-draharaha tamin' ny fanompoana tao an-tranon' ny Tompo, teo anilan' ireo rahalahiny. Ceux-ci eurent leurs classes de portiers. Les chefs de ces preux avaient des charges correspondantes à celles de leurs frères au service du Temple de Yahvé.
1Tt / 1Tan 26:13 And they cast lots, as well the small as the great, according to the house of their fathers, for every gate. Ary izy ireo, na ny kely na ny lehibe, dia nanao filokana avokoa araka ny fianakaviany ny ho amin' ny isam-bavahady. Nanao filokàna ny amin' ny isam-baravarana avy izy, na ny kely na ny lehibe, araka ny fianakaviany avy. Pour chaque porte, on tira au sort par famille, qu' elle soit petite ou grande.
1Tt / 1Tan 26:14 And the lot eastward fell to Shelemiah. Then for Zechariah his son, a wise counsellor, they cast lots; and his lot came out northward. Koa ny loka tamin' ny atsinanana dia azon' i Selemia. Ary nanaovana filokana Zakaria zanany, mpanolo-tsaina hendry, ka ny loka tamin' ny avaratra no azony. Ka azon' i Selemiasa ny loka ny amin' ny lafiny atsinanana. Dia natao ny loka ho an' i Zakariasa zanany izay mpanolo-tsaina hendry, ka ny amin' ny lafiny avaratra no azony. Pour l' Est, le sort tomba sur Shélèmyahu, dont le fils Zekaryahu donnait des conseils avisés. On tira les sorts et le Nord échut à ce dernier.
1Tt / 1Tan 26:15 To Obededom southward; and to his sons the house of Asuppim. An' i Obed-edoma ny atsimo, ary an' ny zanany ny trano firaketana. Ny amin' ny lafiny atsimo, azon' i Obededoma, ary ny trano fitehirizana, an' ny zanany. Obed-Édom eut le Sud et ses fils les magasins.
1Tt / 1Tan 26:16 To Shuppim and Hosah the lot came forth westward, with the gate Shallecheth, by the causeway of the going up, ward against ward. An' i Sopima sy Hosa ny andrefana mbamin' ny vavahady Saleketa amin' ny lalana miakatra; ary dia feno avokoa ny fiambenana. Ny amin' ny lafiny andrefana, akaikin' ny vavahady Sikaleketa amin' ny làlana miakatra, azon' i Sefima sy Hosà: nifanandrify ny antokom-piambina. Shuppim et Hosa eurent l' Ouest avec la porte du Tronc abattu sur la chaussée supérieure. Règles correspondant aux charges :
1Tt / 1Tan 26:17 Eastward were six Levites, northward four a day, southward four a day, and toward Asuppim two and two. Ny atsinanana nisy Levita enina, ny avaratra nisy efatra Isan' andro, ny atsimo nisy efatra isan' andro, ary ny trano firaketana nisy efa-dahy nizara ho roa avy. Nisy Levita enina any atsinanana, efatra isan' andro any avaratra, efatra isan' andro any atsimo, efatra tamin' ny trano fitehirizana, tsiroaroa; six par jour à l' Est, quatre par jour au Nord, quatre par jour au Sud, deux par deux aux magasins :
1Tt / 1Tan 26:18 At Parbar westward, four at the causeway, and two at Parbar. Tany Parbara andrefana nisy efatra amin' ny lalana, ary roa tao Parbara. amin' ny lafin' ny trano fanampiny, any andrefana: efatra tamin' ny làlana, roa tamin' ny trano fanampiny. pour le Parbar à l' Ouest : quatre pour la chaussée, deux pour le Parbar.
1Tt / 1Tan 26:19 These are the divisions of the porters among the sons of Kore, and among the sons of Merari. Dia Ireo no antokon' ny mpiandry varavarana tamin' ny taranak' i Kora sy ny taranak' i Merary. Toy izany no nanokotokoana ny mpiandry varavarana, amin' ny taranaky ny Koreita sy taranak' i Merarì. Telles étaient les classes de portiers chez les Coréites et les Merarites.
1Tt / 1Tan 26:20 And of the Levites, Ahijah was over the treasures of the house of God, and over the treasures of the dedicated things. Ary tamin' ny Levita dia Ahia no tonian' ny rakitry ny tranon' Andriamanitra sy ny zavatra nohamasinina ho rakitra. Ny Levita rahalahin' ireo, no tonian' ny rakitry ny tranon' Andriamanitra, sy ny rakitr' ireo zavatra voahasina. Les lévites, leurs frères, étaient responsables des trésors du temple de Dieu, et affectés aux trésors des offrandes consacrées.
1Tt / 1Tan 26:21 As concerning the sons of Laadan; the sons of the Gershonite Laadan, chief fathers, even of Laadan the Gershonite, were Jehieli. Ny taranak' i Ladana, ilay Ladana Gersonita, ireo lohan' ny fianakavian' i Ladana Gersonita, dia ny Jehielita. Amin' ny taranak' i Ledàna, izany hoe: ny taranaky ny Gersonita avy amin' i Ledàna loham-pianakavian' i Ledàna Gersonita, dia Jehiela; Les fils de Ladân, fils de Gershôn par Ladân, avaient les Yéhiélites pour chefs des familles de Ladân le Gershonite.
1Tt / 1Tan 26:22 The sons of Jehieli; Zetham, and Joel his brother, which were over the treasures of the house of the Lord. Ary ny taranaky ny Jehielita, dia Zetama sy Joela rahalahiny, no tonian' ny rakitry ny tranon' i Jehovah. ny zanak' i Jehiela, Zatàna sy Joela rahalahiny, no tonian' ny rakitry ny tranon' ny Tompo. Les Yéhiélites, Zétam et Yoèl son frère, furent responsables des trésors du Temple de Yahvé.
1Tt / 1Tan 26:23 Of the Amramites, and the Izharites, the Hebronites, and the Uzzielites: Tamin' ny Amramita sy ny Jizarita sy ny Hebronita ary ny Ozielita Tamin' ny Amramita, ny Isaarita, ny Hebronita ary ny Ozihelita, Quant aux Amramites, Yiçharites, Hébronites et Uzziélites :
1Tt / 1Tan 26:24 And Shebuel the son of Gershom, the son of Moses, was ruler of the treasures. dia Seboela, avy tamin' ny taranak' i Gersona, zanak' i Mosesy, no tonian' ny rakitra. dia Soboela zanak' i Gersona, zanak' i Moizy, no toniany ambony indrindra amin' ny rakitra. Shebuel, fils de Gershom, fils de Moïse, était chef responsable des trésors.
1Tt / 1Tan 26:25 And his brethren by Eliezer; Rehabiah his son, and Jeshaiah his son, and Joram his son, and Zichri his son, and Shelomith his son. Ary ny rahalahiny avy tamin' i Eliezera dia Rehabia, zanak' i Eliezera, sy Jesaia, zanak' i Rehabia, sy Jorama, zanak' i Jesaia, sy Zikry, zanak' i Jorama, ary Selomota, zanak' i Zikry. Tamin' ireo rahalahiny avy amin' i Eliezera, izay nanan-janaka an' i Rahabià, izay nanan-janaka an' i Isaiasa, izay nanan-janaka an' i Jorama, izay nanan-janaka an' i Zekrì, izay nanan-janaka an' i Selemita, Ses frères par Éliézer : Rehabyahu son fils, Yeshayahu son fils, Yoram son fils, Zikri son fils et Shelomit son fils.
1Tt / 1Tan 26:26 Which Shelomith and his brethren were over all the treasures of the dedicated things, which David the king, and the chief fathers, the captains over thousands and hundreds, and the captains of the host, had dedicated. Io Selomota io sy ny rahalahiny no tonian' ny zavatra nohamasinina ho rakitra, dia Izay nohamasinin' i Davida mpanjaka sy ny lohan' ny fianakaviana ary ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato ary ny komandin' ny miaramila. dia Selemita mbamin' ireo rahalahiny no tonian' ny rakitr' ireo zavatra masina rehetra, izay natokan' i Davida mpanjaka sy ny loham-pianakaviana mbamin' ny tompon' arivo sy tompon-jato, ary ny filohan' ny tafika. Ce Shelomit et ses frères furent responsables de tous les trésors des offrandes consacrées par le roi David et par les chefs de familles, à titre d' officiers de milliers, de centaines et de corps
1Tt / 1Tan 26:27 Out of the spoils won in battles did they dedicate to maintain the house of the Lord. Tamin' ny babo izay azony tamin' ny ady nisy nohamasininy ho enti-manamboatra ny tranon' i Jehovah. Ny babo azo tamin' ny ady no nanokanan' izy ireo izany hoenti-miahy ny tranon' ny Tompo. ils les avaient consacrées sur le butin de guerre pour enrichir le Temple de Yahvé ,
1Tt / 1Tan 26:28 And all that Samuel the seer, and Saul the son of Kish, and Abner the son of Ner, and Joab the son of Zeruiah, had dedicated; and whosoever had dedicated any thing, it was under the hand of Shelomith, and of his brethren. Ary izay rehetra nohamasinin' i Samoela mpahita sy Saoly, zanak' i Kisy, sy Abnera, zanak' i Nera, sy Joaba, zanak' i Zeroia, dia izay rehetra nohamasininy, dia Selomota sy ny rahalahiny no nitahiry izany. Ny zavatra rehetra natokan' i Samoela mpahita, Saola zanak' i Kisa, Abnera zanak' i Nera, Joaba zanak' i Sarvià sy ny olon-kafa na iza na iza dia teo am-pelatànan' i Selemita mbamin' ireo rahalahiny avokoa. ainsi que de tout ce qu' avaient consacré Samuel le voyant, Saül fils de Qish, Abner fils de Ner et Joab fils de Çeruya. Tout ce que l' on consacrait fut sous la responsabilité de Shelomit et de ses frères.
1Tt / 1Tan 26:29 Of the Izharites, Chenaniah and his sons were for the outward business over Israel, for officers and judges. Tamin' ny Jizarita dia Kenania sy ny zanany no voatendry ho amin' ny raharaha ivelany amin' ny Isiraely, dia ho mpifehy sy mpitsara. Tamin' ny Isaarita, dia Koneniasa mbamin' ireo zanany no voatendry ho amin' ny raharaha ivelany amin' Israely, ho mpanoratra sy mpitsara. Pour les Yiçharites : Kenanyahu et ses fils, affectés aux affaires profanes en Israël à titre de scribes et de juges.
1Tt / 1Tan 26:30 And of the Hebronites, Hashabiah and his brethren, men of valour, a thousand and seven hundred, were officers among them of Israel on this side Jordan westward in all the business of the Lord, and in the service of the king. Ary tamin' ny Hebronita dia Hasabia sy ny rahalahiny, lehilahy mahay fiton-jato amby arivo, no mpifehy tamin' ny Isiraely tany an-dafy andrefan' i Jordana ny amin' ny raharaha rehetra ho an' i Jehovah sy ny fanompoana ny mpanjaka. Tamin' ny Hebronita, dia Hasabiasa mbamin' ireo rahalahiny samy lehilahy mahery fo, fiton-jato amby arivo no isany, no nifehy an' Israely teny an-dafin' i Jordany any andrefana, amin' ny raharaha rehetra momba an' ny Tompo sy ny fanompoana ny mpanjaka. Pour les Hébronites : Hashabyahu et ses frères, mille sept cents guerriers responsables de la surveillance d' Israël à l' ouest du Jourdain, pour toutes les affaires de Yahvé et le service du roi.
1Tt / 1Tan 26:31 Among the Hebronites was Jerijah the chief, even among the Hebronites, according to the generations of his fathers. In the fortieth year of the reign of David they were sought for, and there were found among them mighty men of valour at Jazer of Gilead. Ny Hebronita dia Jeria lohany (tamin' ny taona fahefa-polo nanjakan' i Davida no nitadiavana ny Hebronita araka ny fianakaviany avy, ka nisy lehilahy mahay hita tao aminy tao Jazera any Gileada) Tamin' ny Hebronita dia Jerià no lohany. Ny amin' ny Hebronita araka ny tetiarana isam-pianakaviana dia nisy fikarohana natao tamin' ny taona fahefapolo nanjakan' i Davida ka nahitana lehilahy mahery teo amin' izy ireo tao Jazera any Galaada, Pour les Hébronites : Yeriyya le chef. En l' an quarante du règne de David, on fit des recherches sur les parentés des familles hébronites, et l' on trouva parmi eux de vaillants preux à Yazèr, en Galaad.
1Tt / 1Tan 26:32 And his brethren, men of valour, were two thousand and seven hundred chief fathers, whom king David made rulers over the Reubenites, the Gadites, and the half tribe of Manasseh, for every matter pertaining to God, and affairs of the king. sy ny rahalahiny fiton-jato amby roa arivo, samy lehilahy mahay, lohan' ny fianakaviany avy. Ary Davida nanendry ireo ho mpifehy ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky firenen' i Manase, ny amin' ny raharahan' Andriamanitra sy ny mpanjaka. mbamin' ny rahalahiny, lehilahy mahery fiton-jato amby arivo, samy loham-pianakaviana. Ary notendren' i Davida mpanjaka izy ireo hifehy ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasa-pokon' i Manase, amin' ny raharahan' Andriamanitra rehetra sy ny raharahan' ny mpanjaka. Quant aux frères de Yeriyya, deux mille sept cents guerriers chefs de familles, le roi David les nomma inspecteurs des Rubénites, des Gadites et de la demi-tribu de Manassé, en toute affaire divine et royale.

<-
->