Teny iditra | mitondra (tondra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy? Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To carry; to take away [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Porter; enlever; conduire; gouverner [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitondra io | ||||||||
Teny iditra | mitondrà (tondra) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitondra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | mandotry, mitandro, mitondra, tandrimo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |