|
|
|
|

Teny iditra 1  miaritra
Fototeny  2 aritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana
9 Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to endure [1.2, 1.7]
11 to sustain, to bear with, to bear. [1.2]
12 to suffer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 supporter, endurer [1.8]
Ohatra  14  Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny. [2.472#46]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how miaritra
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miaritra, 17 miriatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21