|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tondra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 root of mitondra, itondrana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 action de porter, de conduire [1.3, 1.5]
16 action de diriger [1.3]
Ohatra  17  Nefa samy ny tondra ny tafiny izy mianaka, fa tsy niaraka nandeha tsy akory [2.59#58]
18  Dia lasa nankeny Antaninarenina izahay mianakavy, sady hamangy ny lehibe ny tondra ny tafiky ny Farantsay [2.59#282]

Teny iditra (2/2) 19  tondra-
Fototeny  20 tondraka
Sokajin-teny  21  endritenin' ny hoe tondraka
Ohatra  22  Ny maty no resy, fa ny velona manao tondra-dro [2.69#246]
23  dia ho amin' izay tany tondra-dronono sy tantely [2.996]
24  Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470#6]

Fivaditsoratra  25 tandro, tondra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20