Teny iditra mpitondra (tondra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy mpitondra fiasana: forongo mananty sy manery ny fiasana amin'ny milina famoasana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Porteur [1.13]
Ohatra 
1Manana fahefana ny mpitondra; [2.445]
2Ny vadintany no mpitondra azy. [1.437]
3lalahy no mila azy, satria mpitondra olona. [2.643]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11