|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivimbina
Fototeny  2 vimbina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra zavatra amin' ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay
9 Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin' ny dianao anie ny Tompo Avo indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to carry in the hand; to protect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 porter à la main; protéger [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  mivimbìna
Fototeny  13 vimbina
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivimbina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mivimbina, mivimbìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15