Teny iditra | vimbina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitondrana eny an-tanana zavatra tsy dia lehibe na mavesatra loatra Fiarovana na fitahiana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de porter à la main, sur le bras Action de conduire par la main, de protéger [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |