|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  milanja
Fototeny  2 lanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mïtondra ambony soroka, miantsoroka, mitondra amin' ny filanjana [1.1]
9 [Bara] mitondra sigan'entana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10 to carry a weight on the shoulder. Compare takona [1.2]
11 to carry on the shoulder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 porter sur les épaules [1.8]
Ohatra  13  Izy roa lahy mpitari-dalana dia tratra aoriana ka tsy naharaka ny dian' ny milanja; [2.649#]
14  Na amatory zavatra milanja 5 hatramin'ny 10 kilao ilay sandry (atombohy amin'ny 5 kg. [2.424#]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how milanja
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 17  milanjà
Fototeny  18 lanja
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanja [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  milanjà, milanja

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14