|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikenakena
Fototeny  2 kenakena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra amim-pitandremana fatratra
9 Miseho ho morainy loatra amin' ny fitondrana: Mikenakena loatra ny mpianany Ramose [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  mikenakenà
Fototeny  11 kenakena
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikenakena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikenakenà, mikenakena

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14