Teny iditra | volomaso | |||
Singan-teny | volo ; maso | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | Eyebrows [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Les cils des paupières [1.8] | |||
Ohatra | Tokony mijery ambany ilay olona rehefa manao io fihetsika io ianao: Ilay piti-javatra matetika dia hita ao anatin' ilay mikentrona kely manakaiky ny sisin' ny volomaso.
[2.424] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Manontolo | ||||
Anaran' akora mamorom-batana | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny volomaso io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22 |