Teny iditra fisanga (sanga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A needle. See fanjaitra, filo [1.2]

Teny iditra fisanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Taimoro, Tanala] fihogo [1.78]
Ohatra Ny ngita ñy tompon'ny fisanga (ny mongovolo no tompon'ny fihogo) [1.78]

Teny iditra fisanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Karazana valala , kojeja [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra sanga
Renianarana valala
Anarana iray reny adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/28