|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambolokely
Singan-teny  2  ambolo, kely
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  5  Karazam-balala madinika [1.1]
6  espèce de petite sauterelle [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  A small species of locust. [1.2]
Renianarana 

Teny iditra (2/2)8  ambolokely
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  tapa-kazo kely na ahitra bebe tonony ataon'ny ankizy mianatra manenona ho famahanan-tenona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  A small reel made of straw used for twisting on; a reel or ball of cotton, etc. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26