Teny iditra | tsipefe | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-balala salasalany fa nofonofosana, mafimafy; ny volony saiky mena tanora, misy fotsy kely manaraka ny lavam-peny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A species of grasshopper [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Une espèce de sauterelle [3.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tsipelina hafa | tsimpefe | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26 |