Teny iditra | 1 tsimbotry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] the adrisa grasshopper before it has its wings |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] la sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes |
Ohatra |
6 [2.131] Tsy tsimbotry aman'adrisa ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra fa valala avy lavitra ny havanao ka mifidy taon-kihaviana |
Voambolana |
7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny tsimbotry io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |