Teny iditra | koraika | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Zana-balala vao ara elatra [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Young, slim and newly-fledged locust [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Jeunes sauterelles qui commencent à déployer leurs ailes [1.3] | |||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||
Renianarana | ||||
Anarana iray reny | ||||
Teny iditra | koraika | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | The crying of poultry when about to lay eggs [1.2] | |||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |||
Sampanteny |
| |||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26 |
![]() |