|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsindrano
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-balala any anaty rano izay mitomamotamo ny volony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a species of grasshopper [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  nom d'une sauterelle de couleur olivâtre. Paracinema tricolor, Th. [1.3]
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-poko 
Renianarana 

Teny iditra (2/2)10  Tsindrano
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (olona)
Fanazavàna teny frantsay  12  nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes [1.3]
Tovy hevitra  13  tsindranolahy
Tsanganana sy sary iray takila  14  Fitanisana

Fivaditsoratra  15  Tsindrano, tsindrano, tsindrona, Tsindrano, tsindrano, tsindrona

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26