Teny iditra filo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanala] Fanjaitra [1.78]
 Fanjaitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A needle [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Aiguille [1.82]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra filo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny benitra eo andohan' ny basy izay ajoro ka atao mifanapaka ho fanamarihana fa tsy azo aleha ny toerana itsanganan' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Cross bayonets guarding a passage or road. [Eng. file (?).] [1.2]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27