Teny iditra | za- | |||||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe zatra | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Abréviation de zatra [1.3] | |||||||||
Ohatra |
| |||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||||||||
Teny iditra | za~ | |||||||||
Sokajin-teny | tovona | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tovona fanaovana fototeny faharoa, izay anarana milaza olona: Zatovo (tovo), zalahy (lahy) [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Préfixe qui sert à former des radicaux secondaires: zazirika, fait d'être debout, immobile, du radical zirika, même sens [1.6] | |||||||||
Mpanahaka | zalahy ~ zatovo ~ zavavy | |||||||||
Teny iditra | ~za~ | |||||||||
Sokajin-teny | tsofoka | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Infixe qui sert à désigner des lieux plus ou moins cachés à la vue: itsy -> izatsy [1.12] | |||||||||
Mpanahaka | izany ~ izao ~ izarỳ ~ izaroa ~ izatỳ ~ izato ~ izatony ~ izatsy ~ izatsony | |||||||||
Teny iditra | za | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The baobab tree [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tandroy] Baobab [1.78] | |||||||||
Le baobab [1.8] | ||||||||||
Baobab ( Adansonia suarezensis) (synonym reniala) [1.5] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Adansonia za has several common names, for example,
za or "zabe" in the south and
bozy or "bozybe" in the north, and "ringy" or "boringy" in the Ambongo region (Perrier de la Bâthie, 1955).
Little is known about the human exploitation of Adansonia za, but Jumelle & Perrier de la Bâthie (19112) reported that the seeds are eaten and the trunk is sometimes hollowed out as a cistern for storing water.
Perrier de la Bâthie (19526) mentioned that the seedling roots are an edible vegetable, and Miege ) reported that A. za is destroyed by ranchers so that their cattle can feed on the moist wood.
In view of the extensive geographical range, Adansonia za is conservationally secure, despite the fact that several local populations are endangered by forest clearance. Adansonia za has diverse interactions with animals: it provides nesting sites for birds, holes for carnivores and lemurs (M. Nicoll, pers. comm.); perches for territorial surveillance and display by birds and the sportive lemur (Lepilemur sp.); many insects feed on the leaves, sap, nectar, and pollen; sunbirds (Nectarinia souimanga) feed on nectar; sifaka (Propithecus verrauxi verrauxi) feed on flower buds; and fork-marked lemurs (Phaner furcifer) feed on exuded gum (Petter et al., 1975). [5.en.http://www.buzau.com/baobab/za.htm] | |||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||
Mpanahaka | baobaba ~ bozy ~ reniala ~ zaha | |||||||||
Sary |
| |||||||||
Teny iditra | Za
![]() | |||||||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | |||||||||
Mpanoratra | Raharimanana Jean-Luc, 2008 | |||||||||
Fanonta printy | 2008. Ambainy: 14,5cm. Haavony: 19cm. Takila: 304. Philippe Rey. | |||||||||
Lahatsoratra | Revue du livre par Dominique Ranaivoson, 30 mai 2008 | |||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/04/19 |
![]() |