Teny iditra | zatovo (tovo) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Olona tanora, na lahy na vavy, mbola tsy manambady: Zatovolahy, zatovovavy [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A youth [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Jeune personne [1.8] | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaran-toerana |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zatovo io | |||
Teny iditra | zatovo | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Tsara, soa Tsara tarehy (lehilahy) [1.78] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25 |