Entrée izarỳ (irỳ)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry"
Explications en anglais  [Hallanger 1973] those quite far away (not in sight)
Explications en français  [Hallanger 1974] ceux-là, assez loin (pas visible)
Tableaux et planches tous les pronoms
Exemples  [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 67] Ary izary hazo miavona izary ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka.

Mis à jour le 2020/07/31