Teny iditra | za-tany | |
Singan-teny | za- (zatra) ; tany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahazaka ny toe-tany [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Acclimaté [1.13] | |
Ohatra | Tsy mbola za-tany izy (Il n'est pas encore accoutumé au pays, il n'est pas encore acclimaté
[1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |