Teny iditra izatsy (itsy)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny "itsy" fototeny niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui ou celle qui est là, ce qui [...] [tohiny 1.5]
Ohatra 
1Koa tsy hanao zavatra vaovao tsinona, koa dia naniraka izatsy be loatra izatsy. [2.366]
2avy ery ambony izatsy no fasan-drazanay, ary ao no milevina ireo nahitako masoandro. [2.529]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21